Eglise Manamboara Vatsy

Eglise Manamboara Vatsy

Share

24/02/2026

Fotoana fiomanana ny P***a isika izao.

Inona avy no mbola masirasira ela any anatinao any?

Andao ho esorintsika avokoa izany mialoha ny P***a, andao omen-tsika lanja ny famonjena nataon'i Jesosy.

Fotoana izao hanamasinan-tsika tena, hialàna anaty ny faharatsiana sy ny fahotana rehetra.

Raha mila vavaka na fanafahana ianao dia aza misalasala miditra ao amin'ny hafatra miafina.

"Fa voavono Kristy, P***a ho antsika!"

20/02/2026

“Mahatsiarova ny andro Sabata hanamasi­na azy.”
‭‭Eksodosy‬ ‭20‬:‭8‬

Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Antananarivo