Find places of worship in Antananarivo. Listings include Miha Jesoa isan'andro, Le coeur de DIEU, Mikarakara fanahy fa hihaona amin'i Jesosy, Ny tenin'Andriamanitra, FMBM - Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy, FKTLM.
Ny VDFI dia vondrom-bavaka tsy miankina @Fiangonana ary manana tanjona ny hitory ny Filazantsara @Malagasy rehetra. Miaramiasa @fiangonana sy ireo mpitory (ankira etc..) tsy ankava...
PEJY KRISTIANINA Pejy kristianina atao hiresahana ny zava-misy eto amin’ny firenena sy maneran-tany. Atao hampianarana ny olom-pirenena eto, ny tenin’Andriamanitra ao amin'ny Baibo...
𝑭𝒊𝒛𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒇𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒇𝒊𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒅𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒎𝒊𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒊 𝑱𝒆𝒔𝒐𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝑬𝒈𝒍𝒊𝒛𝒊𝒏𝒚 🫰❤️🇻🇦 ⚪ 🏆 Hajao ny "Copyright" ©️
... Ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra (Efesiana. 2:20) ... Jesus Christ himself as the chief cornerstone (Ephesian. 2:20)
Fampifandraisana ny olona amin'ny Tompo, fampifandraisana ny olona samy olona.
Efa miseho avokoa ireo FAMANTARANA rehetra ny amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy, ao ireo efa tanteraka, ao ireo mbola eo an-dalampahatanterahana, ho hitanao ato ny momba izany sy ny...
Fampahafatarana ireo Olomasina Katolika nisy sy tantarany ary ny fandalinana ny finoana Katolika
Pejy ofisialin' ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara. Misy ireo vaovao FJKM.
"Tsy hisy olona hahajanona eo anoloanao amin'ny andro rehetra hiainanao; tahaka ny nombako an'i Mosesy no hombako anao koa; tsy handao anao na hahafoy anao Aho." Josoa 1:5
Manome vahana ny fanahy sy manomana ny fiainana mandrakizay.
Ny MARINA amin'ny FINOANA no ho VELONA. Romana 1:17
Fiangonana iray izay « natsangana teo ambonin'ny fanorenan'ny Apostoly sy ny mpaminany, ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra; » (Efesiana 2:20)
✨Tsy hianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan’ny vokatrareo, mba homen’ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo...
⛪️ILAY TOERANA MANOME LANJA NY FIAINANAO🔥
Ny FMBM dia sehatra fiaraha-miasan’ny Fiangonana, ny fikambanana ary ny kristianina eto Madagasikara mba hampiroboroboana ny fampielezana ny Soratra Masina. Niforona ny 21 jona 196...
Tsy fikambanana ny Lahika manohana Seminarista fa pejy natokana hifampizarantsika sary fanehoana, fanohanana, fankaherezana sy firariantsoa ny Seminarista sy ny Pretra. Hizarana va...
À propos * 1953 * Société Chrétien Adventiste * à Soamanandrariny
✨ Izaho tonga amin'izao tontolo izao 💥 HO FAHAZAVANA 💡 Mba tsy hitoetra ao amin'ny maizina izay rehetra mino Ahy 😇 Hoy JESOSY KRISTY Jaona 12:46
Ity pejy ity dia sehatra natao ifampizarana vaovao mahakasika ny FKTLM (Firaisan'ny Kristiana Tanora Loterana Malagasy)
Departemanta miadidy ny Vehivavy sy ny Tovovavy (14 taona no mihoatra) eto amin'ny Federasiona Madagasikara Afovoany FMC : Faritra ANALAMANGA, BONGOLAVA, ITASY ary VAKINANKARATRA
Shammah Apwam is an apostolic and prophetic voice to the nations with the mandates to preach, teach, train, equip and activate the saints to demonstrate the supernatural power of G...