Find places of worship in Antananarivo. Listings include FPVM Fitandremana Taninanandrano, FJKM Ambohijanaka Gara Fitiavana, Oliva Famonjena - OFA, FLM Anosibe Fampiraisana Ofisialy, FJKM Tranovato Ambatonakanga, Teny Velona Manova Fiainana-GROUPE BA.
Ny Eglise FPVM Foibe Taninanandrano, dia Fiangonam-pifohazana hanao ny asa nanirahan'i Jesosy Kristy :Hamonjy ny fanahy very sy reraka, hampahery, hampandroso, hikolokolo ary hitar...
Mofon'aina sy fizaram-baovao,... Maraim-baovao: Talata sy alakamisy (6ora-6ora30) | Sabotsy : 6:30 Asa sy Fampaherezana : Alakamisy Hariva Fanompoam-pivavahana: Alahady : 6:30 : F...
Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. ( Matio.6: 33)
Fiangonan'i Jesoa Kristy Eto Madagascar se trouve à Madagascar. La société travaille sur Religion comme activités d'affaires. -
Ity pejy ity dia natao hizarana tenin'Andriamanitra sy vaovao mari-pototra ho an'ny olona rehetra,
FIANGONANA MAHA MASINA
Taranak'i Rainitrena, Andriamahery, Pasteur Andrianony, Frank Rasoamanana
Ndao hiantsena ao amin' Click & shop Behoririka BOX37 entre Luxor sy Galana 🤗🤗 mora be daholo anie
Finaritra o! Ity pejy ity dia natao manokana mba ahafahanao mandray filazantsara, fizarana ary fampaherezana ara-panahy ilainao amin'ny fiainanao manontolo...
Union de Fédérations des Églises Adventistes du Septième Jour Océan Indien. Page officielle.
FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SYNODAM-PARITANY ANTANANARIVO ANDREFANA FITANDREMANA ISOTRY FITIAVANA
JESOSY KRISTY AVY ANY NAZARETA ✝️ "... Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny f...
Tobilehibe Ankaramalaza est l'un des quatre Mouvements de Réveil spirituel malgaches, initié en 1941 à Ankaramalaza (Côte Sud-Est Madagascar) par VOLAHAVANA Germaine, appelée aussi...
Vovonana Diosezy Katolokan'ny Ankizy - DIOSEZIN'ANTANANARIVO. Pejy ifandraisana amin'ny Birao Mpandrindra Diosezy
Mamondrona ny Ankizy Katolika rehetra, 14taona no midina, ao anaty na tsy ao anaty FIKAMBANANA,
« Ary ao aminy no miaraka aorina koa ianareo ho fonenan’Andriamanitra amin’ny Fanahy. » Efesiana 2:22
Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara Synodam-paritany Iarivo Avaradrano Fitandremana Ambatonakanga.
"Ny tsy fahalalana ny Soratra Masina, tsy fahalalana an'i Kristy"
Fiangonana Teny Velona Manova Fiainana Groupe Ba
Ny zava-drehetra momba ny famoronana media sy fizarana momba an’i Jesosy.
Jaona 1 : 12. Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany,
Identifying, Training and Equipping pastors for ministry.
Izahay dia mizara ho anao fampianarana, toriteny, mofon'aina, vavaka, sns mba hahatonga anao hanana an'i Kristy Jesoa ho fiainanao. https://kristyfiainantsika.com "Raha hiseho Kris...
... fa ny toe-panahy araka an' Andriamanitra no mahasoa amin' ny zavatra rehetra ka manana ny teny fikasana ny amin' ny fiainana ankehitriny sy ny ho avy koa. (1Tim. 4: 8).