Fontaine de Foi
08/12/2022
Romana 1 : 21
Ry tanora namako, izao no teny lazain’ny tenin’Andriamanitra mahakasika ny fitondran-tena tsy ankasitrahany. (Dia ny fanambadian’ny lahy samy lahy na vavy samy vavy) :
« Fa na dia mahalala an’Andriamanitra aza izy…. nandoka tena ho hendry ka tonga adala.
Ary izany no nanoloran’Andriamanitra azy tamin’ny filan’ny fony ho amin’ny fahalotoana…
Ho amin’ny filandratsy mahavoafady ; fa ny vehivavy nanova ny fanaony amin’izay fanaony, dia toy izany koa ny lehilahy, fa namela ny fanao amin’ny vehivavy izy ka maimay tamin’ny fifampilany samy lehilahy, nifanao izay nahamenatra, dia nandray tamin’ny tenany izay tokony ho azy noho ny fiviliany »
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101