Madagascar Soap Project

Madagascar Soap Project

Share

04/07/2026

Celebrating our 5th year on Facebook. Thank you for your continuing support. We could never have made it without you. 🙏🤗🎉

Photos from Madagascar Soap Project's post 03/08/2025

📢Andro Maneran-tany ho an'ny Zon'ny Vehivavy✨

🥂 Miarahaba ny vehivavy mavitrika rehetra dia ireo izay mikely aina mandray andraikitra ho an'ny fiaraha-monina, sy ny ankohonana, ary ho an'ny tanindrazana.

Ny finiavana sy ny ezaka avy amin'izy ireo mantsy no isan'ny tosika lehibe mampandroso ny firenentsika.
🌿

01/01/2025

Nous souhaitons à tous les membres de la communauté une bonne et heureuse année pleine de succès et réussite.
🌿
#2025

Photos from Madagascar Soap Project's post 12/07/2024

Akon'ny fankalazana ny Andro Maneran-tany sy ny Andro Nasionaly ho an'ny Firotsahana An-tsitrapo ny 30 novambra 2024 teo, tany Manakara.

Fiverenana an-tsary ny fandraisana anjaran'ny MSP.
#2024

Want your organization to be the top-listed Government Service in Dedham?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address


Dedham, MA
312