ARTM sy FIMT
10/05/2024
Rankizy ô...
Nizara biscuit ho an'ny Bon secours ny College Notre Dame de Nazareth indray isika androany😢
Somary ontsa ihany ny fo mahita azy ireo....
Mitomboa fahaizana ry zandry💗
09/05/2024
Tontosa soamantsara androany ny asa fizarana sy fanampiana atolotra ho an'ireo ankizy sahirana.💙
Rehefa mba faly izy ireny dia faly koa zahay!!!!!..
10/04/2024
Any amin'ny MA Raï Tsitoh mandefa mp
Ho antsika tanora eto toliara sy Madagasikara.
Mampilaza aminareo izahay fa afaka misoratra anarana raha te hiditra ho mpikambana ato satria efa manamboatra bagde izahay izao.
Ato amin'ny kaonty MA Raï Tsitoh no mandefasa MP raha toa ka hisoratra anarana na hanontany ny momba izany satria izy no filoha✊❤️
Antenainay fa ho maro isika tanora!!!
13/01/2024
Asa fanampiana voalohany nataon'ny "association" androany 13 janoary 2024.
Isaorana ny Tompo sy ny ireo mpikambana
Natata Lord
Adelinah Rasoanantenaina
MA Raï Tsitoh
Raï Tsitoh Mi'kalo
Amin'ny hafaliana lehibe no iarabana antsika nahatratra ny taona vaovao🌹
Hitondra fanambinana ho antsika anie ity taona ity😍
ARARTM sy FIMTyARTM sy FIMTIARTM sy FIMT
25/12/2023
Izahay avy ato amin'ny ARTM sy FIMT dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Noely e
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Mitsinjo
Tulear