Inf-Sciba-Ral Cours

Inf-Sciba-Ral Cours

Share

23/01/2022

Salama Tompoko, izahay ato @ " Inf-Sciba-Ral Cours " dia manolotra FIFANINANANA LEHIBE eo @ taranja MATEMATIKA ho anareo Mpianatra rehetra latsaky ny 17 taona, tsy ankanavaka, tsy mifidy kilasy ho antsika rehetra eto Toliara.

Ka toy izao ny mombamomba azy :
Misy ny loka sy marim-pankasitra hozaraina hoan'izay telo voalohany ANDRARANDY @ ity taranja ity
- Laharana voalohany : 30.000Ar + ATTESTATION
- Laharana faharoa : 20.000Ar + ATTESTATION
- Laharana fahatelo : 10.000Ar + ATTESTATION

Marihina fa fifaninana izy ity ka ny 03 voalohany ihany no mahazo " Loka sy Marim-pankasitrahana "

● Fisoratana anarana : manomboka izao ka hatr@ 31 Janoary 2022 ao @ Cours TAFITASOA EPP Besakoa @ 06 ora hariva

- Fandraisana anjara : 6000 Ar
- Daty sy toerana hanova ny fifaninanana : Sabotsy 05 Janoary 2022 ao @ EPP Besakoa

Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy ny Laharana :
032 49 287 57 na 034 58 489 49

Want your university to be the top-listed University in Tulear?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Tulear