Tavandray
27/02/2026
Ho an'ny tanora -35 taona eto, fifaninana SLAM mikasika ny "Ady amin'ny herisetra mianjady amin'ny ankieivavy sy ny vehivavy.
Fotoana farany ahafahana mandefa ny sangan'asa, 24 martsa 2026 amin'ny 12:00 ora alina.
24/10/2024
📢 HOANTSIKA ETO AMIN'NY FARITRA -ANDREFANA INDRINDRA FA ISAKA ETO SY NY MANODIDINA
🎯 Hisy ny fampiofanana MAIMAIPOANA natao hoan'ny tanora liana amin'ny asa fandraharahana ara-pambolena sy ny fiompiana ka maniry ny hanondrana an'izany. Izay Programan'ny Governementa Malagasy entina hanatsarana ny Làlana sy ny Manodidina azy ary ny Fanamorana ny Varotra.
🔰Fepetra takiana:
✅ Tanora 21 taona ka hatramin'ny 50 taona ianao
✅ Manana Te hiditra amin'ny tontolo fandraharahana na efa misehatra amin'ny asa fandraharahana
✅ Vo hanangana orinasa amin'ny fandraharahana na efa manana orinasa
✅ Manana tetik'asa amin'ny sehatra ara-pambolena na amin'ny sehatra fiompiana
✅ Te hanodrana entana maneran'ny Madagascar na any ivelany
✅ Avy eto Atsimo-Andrefana, ao anatin'ny distrika 9.
✅ Ny vokatra azo avy amin'ny fandraharahanao dia amin'ny lalam-pirenena faha-9 (zone intervantion sur la Route National 9, RN9)
👉 Natao ho anao ity fandraham-piofanana ity.
🔰 Ny tsara ho fantatra:
✅ Fe-potoana ny fiofanana : 15 Novambra 2024 ka hatramin'ny 15 May 2025, izany hoe ao anatin'ny 6 volana (Enim-bolana)
✅Tsisy fanefana vidim-piofanana (Gratuit)
✅Ny fampiantranoana sy ny mikasika ny sakafo rehetra mandritran'ny fiofanana dia efain'ny fandaharana (pris en charge par le programme)
Ny
🔰 Fisoratana anarana:
📌 Ao amin'ny Chambre de Commerce Tsenengea, Toliara. (Ao amin'ny CARSO Toliara)
📍Voa-fetra ny isan'ny Mpandray anjara izay hisitraka ny fiofanana.
⏳ Farany fisoratana anarana : 31 Oktobra 2024 hoavy izao.
'Entreprise
17/10/2024
🕊️ Allons mettre fin à la maltraitance sociale et institutionnelle.
17 Octobre 2024
Journée Mondiale du Refus de la Misère.
17 Octobre : Journée Mondiale du Refus de la Misère.
Les populations les plus pauvres se retrouvent souvent prises au piège des dysfonctionnements des institutions et ne peuvent avoir accès à leurs droits.
13/09/2024
🔸 Engagement citoyen
Participation de notre OSC à la formation des acteurs sur le contentieux des élections communal.
12/08/2024
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the organization
Website
Address
Tulear