TGV Atsimo-Andrefana
Mavesatsy aminareo 2.300 voix de différence zay 😂, lany i RABEHAJA JEAN, tsy nandaitra ny halabato nataon'i SITENY.
18/05/2024
🧡 Tonga teto amin'ny arrondissement Besakoa Toliara i Atoa TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean De Dieu, resy lahatra fa hifidy sy hampandany azy ireo ny vahoaka.
Tonga nanatrika izany ny Filoha Lefitry ny Antenimierandoholona misahana ny Faritany Atsimo Atoa Nicolas RABEMANANJARA sy ny Filoha Tale Jeneralin'ny Groupe SODIAT Atoa Mamy RAVATOMANGA ary ireo mpiara amin'izy ireo.
17/05/2024
Teto amin'ny arrondissement Mahavatsy-II Toliara no nihaona tamin'ireo vahoaka ny Kandida TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean de Dieu sy ireo mpiray lisitra aminy. Nanome toky fa hanohana hatramin'ny farany sy hifidy n°2 izy ireto.
16/05/2024
ARRONDISSEMENT MAHAVATSE-I,
Tinoka Roberto avao gnanay hoy ireo vahoaka izay nanatrika izany androany✌🏻
TOLIARA TSY MAINTSY MANDROSO
✌🏻
Andry Rajoelina 🫶🏻
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toliara Centre
Toliary