Soa Bango

Soa Bango

Share

Photos from Soa Bango's post 07/02/2026

✨ Le Big Chop n’est pas une perte, c’est un retour à soi.
Chez Soa Bango Natoraly, nous accompagnons chaque cliente avec écoute, douceur et expertise pour une transition capillaire saine et assumée.
📍 Big Chop • Coupe naturelle • Accompagnement personnalisé
💬 Prends rendez-vous et commence ton aventure capillaire avec nous.

👉 DM ou WhatsApp pour infos & RDV
✨ Prête à recommencer à zéro ?






SoaBangoNatoraly
SalonNaturel
HairConfidence
CheveuxCrépus
CheveuxBouclés
NaturalHairMadagascar
FemmeNaturelle
HairCareRoutine

16/12/2025

Aza atao soin hiany n'y volonareo ,fa hotr'izao ny hiafarany 😒

05/12/2025

Coucou les curly…😉❤️
Andao hiarina amin-kafaliana anio😀🙃
Ny tsiky kely, ny fikarakarantsika tena, ary ny herin’ny boucles tsotra dia efa ampy hanazava ny andro👌🏼💥
Aza adino fa misy hatsarana miafina ao amintsika tsirairay, miandry fotsiny ny hiseho. Andao hiray hery hibitsika hafanana sy tsara fanahy manodidina antsika. ✨🌀💛

Aza adino n'y manao soin Ary hanatanterahana izany😗
Soa Bango Natoraly by Anie , Ranomafana

04/12/2025

Coucou les curly 🩷

14/11/2025

EFA mahay ty volo Ve tsika ato?
Types firy Ary ity am sary ity ?

06/11/2025

Sambatra be n'y fohy volo,sy ny lelahy amizao🙂
Satria naôna ouzy nareo .....
Afaka manao dressage na mafana n'y andro🤧🥹

Tsara fona n'y volo na mafana n'y andro na mangatsika 😌

Eee‼️,tsy ratsy zany ny anao na tsy vita dressage,fa aza adino n'y manao soin,na tsy ho bouclena aza😗

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toliary?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Tanambao Morafeno Toliara
Toliary
601