AJIVT
27/11/2024
Associatiion des Jeunes Intellectuels Venant de Tsianisiha ( #) no hiarabanay membres rehetra anao Atoa Manara #. @ fahavitanao Zao Soutenance Licence nao Zao
Tohizo hatrany ho vita hatra @ farany
#
Mention : #
Parcours : #
18/03/2024
Zoma faha 15 Martsa 2024
Nanatanteraka fambolen-kazo 🌱🌿☘️ tato @ Kaominina Tsianisiha, Distrika Toliara 2 ny Association des jeunes intellectuels venant de Tsianisiha (AJIVT)
Zanan-kazo 200 fotoa ( Rotsy sy Cœur de bœuf) no nambolena tamin'ireo tokotany malalaky toeram-pianarana ato @ Kaominina Tsianisiha
Hisaorana ireo Proviseur sy Directeur Ary ireo mpianatra niaraka nanatanteraka namboly hazo reo,Ary indrindra hikarakara ireo hazo ka hanao Zay hitiriany soa
Nararaotiny tamin'iza koa ny Fanentanana sy fanomeza ireo toromarika mba hialana @ Vohoka aloha loatsy (Grossesse précoce) ka mahatonga ny Fialana an-daharana any Ampianarana( Abandon scolaire)
Hisaraona manokana tsika membres Zay nananteraka izany
Hirarina mba hitohy matetika hoy ireo Directeur sy Proviseur ireo Fanentanana fa zava-dehibe hoan Mpianatra hiarahana manabe
Ho ela velona anie ny Association AJIVT Tsika🙏🙏🙏
26/01/2024
L' association des jeunes intellectuels venant de Tsianisiha est participé à la lancement officiel de reboisement régionale de la Région Atsimo-Andrefana du 26 /01/204 , lieu Tanimeva, District Morombe, Région Atsimo-Andrefana
Merci président pour représenter pendant lancement, on va continuer dans notre Commune après
AJIVT participe toujours pour l'environnement
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the organization
Website
Address
601
Toliary