Toliara Guides And Translators

Toliara Guides And Translators

Share

01/05/2026

Ato misy raha soa👏

📌 Votre carriĂšre mĂ©rite de passer Ă  l'Ă©chelle internationale. 🌍🚀

📍 Ny fahaizana ny Business English, tsy fianarana teny vahiny fotsiny fa fanokafana varavarana ho an'ireo opportunitĂ©s ambony kokoa amin'ny sehatra fandraharahana sahany anao. ✹

📌Natao ho anao izay efa ao anatin'ny fandraharahana na vao hanomboka ity Formation SpĂ©ciale en Anglais des Affaires ity! đŸ’ŒđŸŽ“

👉 Efa miasa, mandraharaha na vao hanomboka hiasa ianao?
👉 Maniry te hahavoafehy ny Anglais mahakasika ny asa mba hampivoarana ny carriùre-nao na ny Entreprise-nao? 📈
👉 Na dĂ©butant ianao na efa mahay...

📍 Mety aminao ity formation ity! ✅

📚 Modules au programme :
✅ Communication professionnelle đŸ—Łïž
✅ Anglais pratique pour le travail đŸ› ïž
✅ PrĂ©sentation (Public Speaking), NĂ©gociation & RĂ©union đŸ€
✅ Vocabulaire des affaires 📖

💰 Investissement : 70.000 Ar
đŸŽŸïž Inscription : 10.000 Ar
⏳ Maharitra 6 herinandro ny fiofanana!
📅 Manomboka ny 18 Mai

📍 Toerana : Cisco Toliara I
⚠ PLACES LIMITÉES ! ⚠
📝 Misorata anarana dieny izao :
đŸ“© Midira MP na antsoy ny laharana : 034 25 374 83 📞

26/12/2024

Malagasy:

🎄🚱 Omaly, nandray ny sambo Hebridean Sky i Toliara ary nankalaza Krismasy mahafinaritra miaraka amin'ny mpitsidika 100 mahery! 🌟 Misaotra betsaka ireo vahiny no nifidy an'i Toliara ho toerana hankalazany ny Krismasy, ary misaotra manokana ireo mpitari-dàlana nahafinaritra izay nanao ny andro ho tsy hay hadinoina. Raha mila mpitari-dàlana any Toliara ianao, aza misalasala mifandray aminay. Manantena izahay fa hizara traikefa mahafinaritra hafa aminao! 🌍✹

English:

🎄🚱 Yesterday, Toliara welcomed the Hebridean Sky cruise ship and celebrated a magical Christmas with over 100 visitors! 🌟 A huge thank you to our guests for choosing our beautiful city, and an even bigger thank you to our amazing local guides who made the day unforgettable. If you need a tour guide in Toliara, don't hesitate to reach out. We can't wait to share more wonderful experiences with you! 🌍✹

Français:

🎄🚱 Hier, Toliara a accueilli le navire de croisiĂšre Hebridean Sky et a cĂ©lĂ©brĂ© un NoĂ«l magique avec plus de 100 visiteurs ! 🌟 Un grand merci Ă  nos invitĂ©s pour avoir choisi notre belle ville, et un merci encore plus grand Ă  nos fantastiques guides locaux qui ont rendu cette journĂ©e inoubliable. Si vous avez besoin d'un guide Ă  TulĂ©ar, n'hĂ©sitez pas Ă  nous contacter. Nous avons hĂąte de partager d'autres moments merveilleux avec vous ! 🌍✹

Photo credit: Romuald Yvon Jean Boris

Photos from Toliara Guides And Translators's post 19/12/2024

We are thrilled to have welcomed two cruise ships recently in Toliara! One stayed for three days, and the other for one day, giving us the opportunity to showcase the beauty of our city.

A special thank you to our dedicated Tour guides from the association who worked tirelessly to make this visit a success. Your efforts truly made a difference!

To our visitors, thank you for choosing Toliara as one of your destinations. We hope you left with unforgettable memories.

If you're planning a trip and need experienced tour guides, our association is here for you. Feel free to reach out—we're always open to discussions and excited to help make your journey extraordinary!”

Français :
Nous sommes ravis d’avoir accueilli rĂ©cemment deux bateaux de croisiĂšre Ă  Toliara ! L’un est restĂ© trois jours, et l’autre une journĂ©e, nous offrant l’opportunitĂ© de faire dĂ©couvrir les merveilles de notre ville.

Un grand merci Ă  nos guides locaux dĂ©vouĂ©s, membres de l’association, qui ont travaillĂ© sans relĂąche pour faire de cette visite un succĂšs. Votre engagement fait toute la diffĂ©rence !

À nos visiteurs, merci d’avoir choisi TulĂ©ar comme l’une de vos destinations. Nous espĂ©rons que vous repartez avec des souvenirs inoubliables.

Si vous planifiez un voyage et avez besoin de guides expĂ©rimentĂ©s, notre association est Ă  votre disposition. N’hĂ©sitez pas Ă  nous contacter—nous sommes toujours ouverts aux discussions et prĂȘts Ă  rendre votre sĂ©jour exceptionnel !"

Malagasy:
Faly izahay nampiantrano sambo mpizahatany roa vao haingana teto Toliara! Ny iray nijanona telo andro, ary ny iray kosa indray andro, ka nanome anay ny fahafahana haneho ny hatsaran-tarehin’ny tanànanay.

Misaotra manokana ireo mpitari-dalana avy ao amin’ny fikambanana izay nanao ny ainy tsy ho zavatra mba hampandeha tsara izao fitsidihana izao. Tena manana ny maha-izy azy ny ezaka nataonareo!

Ho an’ireo mpitsidika anay, misaotra fa Toliara no nosafidianareo ho iray amin’ireo toerana nitsidihanareo. Antenainay fa hitondra fahatsiarovana mamy any an-tranony ianareo.

Raha mikasa ny handeha hitsidika ianareo ka mitady mpitari-dalana za-draharaha, dia misokatra amin’ny fifampiresahana ny fikambananay. Mifandraisa aminay, ary vonona izahay hanampy mba hahafinaritra ny dianareo!

Toliara Tsimiroro Guides And Translators

Want your business to be the top-listed Travel Agency in Toliara?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Toliara
601