Doris Rabemanantsoa

Doris Rabemanantsoa

Share

05/05/2025

Volana May
Androany ny Alatsinainy voalohany amin'ity volanao vaovao ity...
Raha ny marina anefa ny volana fotsiny no misy fiovana, fa ianao kosa: mbola eo amin'ilay toerana nisy anao omaly ihany ve ianao?
Fa na dia ho tapitra aza ny volanao rehetra amin’ity taona vaovao ity. Na dia nirary soa anao avokoa aza ny tapaka sy ny namana, ny havana aman-tsakaiza taminy taom-baovao…
Saingy tsy hanova ny fiainanao ho vaovao ireny raha tsy ianao no handrafitra anao ho vaovao...
Tsarovy foana fa ny vokatra jinjaintsika anio dia vokatry ny safiditsika omaly.
Eh tsarovy fa Efa volanao May ndray anie izao e! ka izao ny fotoana ametrahana fivoarana aminy fiainanao.
Raha manomboka izao ianao no miezaka, mivoatra na 1% fotsiny amin'ny sehatra iray hitanao fa hanova ny fiainanao Dia efa zava dehibe izany satria ny erikerika anie ka maha tondra drano e!
Anjaranao amin'izay izao ny ho TAFA, anjaranao izao ilay MAHOMBY anjaranao Zao ny MAMIRATRA , ndao Hiezaka, ndao hanao ACTION dieny izao tsisy miala eto fa tsy maintsy TAFA ianao!
HIZARA,HITARY DALANA ARY VONONA NY HIFANAMPY AMINAO Izahay eto Aminy pejy.
Ka hoy hatrany Izahay hoe:
🏆🏆TSY MAINTSY TAFA ISIKA🏆🏆

03/05/2025

😀Ambolena ny fahasambarana😀

Nisy olona omaly sendra tafaresaka tamiko hoe tsy mba sambatra hono izy, nanotaniako azy ny antony dia nivaliny hoe satria tsy manana olotina izy.
Tsy dia Maha resy lahatra ahy ny valiteninao navaliko azy ary tsy marina. Ary nampiko fanazavana hoe: raha ianao ko mihevitra fa ny fahasambarana dia avy aminy zavatra ivelany dia tsy ho sambatra mihintsy ianao ary na ianao sambatra fa anatiny fotoana fohy fotsiny.
Raha te ho sambatra ianao dia mila mamboly fahasambarana ao anatinao ao , ka mahaiza mampifaly ny tenanao tsisy inoninona. Tiavo ny tenanao , ataovy izay mahafaly anao, ankasitrao izay zavatsoa misy eo aminao (oh fotsiny ny fahafanao mahita an'ity hafatra ity, ny fahasalamanao, ny chance anananao Mbola velon'aina....)
Amboleo tsy kelikely ny fahasambaranao dia tsy hijaly zany mihintsy ianao na manambola na tsia , na manana olotiana na tsia . Satria ny fahasambarana dia volena ao anaty ao AZA KIVY , MITRAKA Ary Ataovy antsainao lalandava hoe TSY MAINTSY TAFA IANAO🫵

Photos from Doris Rabemanantsoa's post 30/04/2025

célébration de la journée mondiale du livre et du droit d'auteur au Masôva 501 - Toamasina.

thème:" loharanony kolontsaina ny Boky"
Ny Boky moa dia anisany loharano Azahoana fahalalana Ary ny olona mahomby dia anisany manana fahazarana mamaky Boky.
📖tsy maintsy Tafa isika fa Ndao hamaky boky📖

Want your business to be the top-listed Photography Service in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Toamasina
501