Mi-COM EVENT

Mi-COM EVENT

Share

05/06/2026

androany ity !

04/06/2026

🟢𝗡𝘆 𝘀𝗶𝗽𝗮𝗻𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝟮 𝗹𝗮𝗵𝘆 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝘁𝗼𝘃𝗼𝘃𝗮𝘃𝘆 𝟭𝟱 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝘀𝗮𝗱𝘆 𝗺𝗮𝘁𝘆 𝗻𝗼𝗿𝗮𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗲𝗻𝗱𝗮𝗻𝘆.

🔸Afak'omaly no natoron'ilay lehilahy sipany ny manam-pahefana ny nofo mangatsiakan'ty tovovavy 15 taona, monina ao Andranovelona, Kaominina Fihaonana Disitrikan'Ankazobe ity. Ny alatsinainy 01 jona no niala tao an-trano ka tsy niverina nody, ka nanomboka teo no nampiahiahy ny Ray aman-dreniny.

🔸Rehefa nanaovana fanadiadiana ny sipany dia nanoro ny toerana nisy azy avy hatrany. Nahi­tana ratra ny vatan’ity farany sady norasana antsy teo amin’ny tendany. Nanaovan’ny nahavanon-doza ny filan-dratsiny koa ny lasibatra, araka ny fizahana nataon’ny mpitsabo.

🔸Nanoro ny namany roa hafa niara nanao ity asa ratsy ity ny sipan'io tovovavy kely io, izay samy voasambotra amin'izao fotoana.

loharanom-baovao sy sary : Tsetsatsetsa tsy aritra

Photos from Mi-COM EVENT's post 01/06/2026

IREO LALAO ISAM-BONDRONA @ COUPE DU MONDE 2026 ... ORA MALAGASY EO ANKAVANAN'NY SARY TSIRAIRAY ISAKY NY MATCH .

Photos from Mi-COM EVENT's post 26/05/2026

nafana ny lanonana 🫪🤣👊

📷 : SHAYRON

20/05/2026

Hafatra avy amin'ny admin :

Tsy manao fb intsony aloha izy io izao,
Modérateur (mpanao boost) n'ny page taloha no manoratra eto !

Alaina @ MESSAGE PRIVÉ ny contact-ny raha misy ilaina

Misaotra tompoko !

Want your business to be the top-listed Media Company in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Androranga
Toamasina
501