Les Ravintsara

Les Ravintsara

Share

30/04/2026

~ CRÈME COIFFANTE OLIVE ~ Mena-bolo
🌿Produit >Les Ravintsara< efa tany @ 30taona lasa ary tena fanta-daza🌿
✅Mety @ karazam-bolo rehetra
Na hoan'ny vehivavy 👩 na hoan'ny lehilahy 👨 Na zazakely 👶👧🏻 na antitra 👩🏼‍🦳🧑‍🦳

Crème coiffante olive ☘️🫒 Mena-bolo
✅ Mampaniry volo
✅ Miaro ny volo tsy hihintsana sy tsy ho maina
✅ Mampatevina volo
✅ Manalefaka volo na inona toetrandro

🟩 Adoucissante, Revitalisante, Anti-chute 🟩

🌿LES RAVINTSARA 🌿
>
🟢Depuis 1992 - L'ancienneté et l'expérience professionnelle !
💆🍀 MASSAGES et PRODUITS DE SANTÉ NATURELS
✅📍 ADRESSE:
🌴Toamasina : Bazar Be ~ à droite de Maisoluxe, route vers Firaisana Ambodimanga et Hotel de ville. 📞0340557987
🏢 Antananarivo : 67 ha
☎️038 32 038 77

🍀 CONTACT LES RAVINTSARA 🌿
📨 email: [email protected]
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

29/03/2026

Nanomboka t@ Janvier 2026 dia efa maherin'ny 200 isa ianareo mpanjifa no nahazo ny " CARTE DE FIDÉLITÉ - LES RAVINTSARA" sy nisitraka massage iray maimaim-poana " UNE SÉANCE GRATUITE DE MASSAGE", rehefa nahavita 5 séances.
Mbola mitohy ny fanomezanay izany satria LES RAVINTSARA dia mitsinjo ny rehetra.

Aza adino ihany koa fa efa misy point de vente LES RAVINTSARA eny 67HA Antananarivo, ambadiky ny Havana, anelanelan'ny hotel Hazavana sy ny CEG. 0383203877.

🌿LES RAVINTSARA TOAMASINA🌿
🟢Depuis 1992
💆🍀 MASSAGES et PRODUITS DE SANTÉ NATURELS
✅📍 ADRESSE UNIQUE
Bazar Be ~ à droite de Maisoluxe, route vers Firaisana Ambodimanga et Hotel de ville.
Bazary be, ankavanan'ny maisoluxe, @ lalambe makeny @ Firaisana Ambodimanga vaovao sy ny Hotel de ville
☎️034 05 579 87
📨 email: [email protected]
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Misy ihany koa ireo REVENDEURS eto Toamasina izay mivarotra ny vokatra natoraly" LES RAVINTSARA" :
- " LE LAURIER " Tanamakoa ampitan'ny St Joseph de Cluny 034 71 123 28
- " TANTELY MAMY" Verrerie Ampara goudron
038 48 597 17
"LES RAVINTSARA" miezaka manakaiky anao!

11/03/2026

VAOVAO LEHIBE HO ANAREO MPANJIFA ANY ANTANANARIVO !
TSY HO SAHIRANA INTSONY IANAREO @ FANAFARANA PRODUITS ATY TOAMASINA, FA EFA MISY POINT DE VENTE ao 67HA NORD-OUEST (ambadiky ny Havana), Eo anelanelan'ny C. E. G. sy ny Hotel Hazavana.
🌿LES RAVINTSARA 67HA🌿
☎️038 32 038 77
KOA AZA MISALASALA MIANTSO SY MANATONA ANAY !
🌿LES RAVINTSARA🌿 dia miezaka manakaiky antsika hatrany !

📨 email: [email protected]
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Photos from Les Ravintsara's post 09/10/2025

Raha manana 15 minitra ianao dia afaka ataonay " MASSAGE FACIAL et TÊTE" @ sarany 5.000AR monja. Ho afaka vetivety ny harerahan'ny lohanao sy ireo masonao, eny h@ stress. Hanampy @ fahitàna torimaso sady hanatsara ny hodi-tavanao.
Tongava ato aminay fa ho afa-po ianao!

🟢📍ADIRESY TOKANA : Bazar Be ~ Ampitan'ny Firaisana Ambodimanga vaovao (lalambe makeny @ Hotel de ville)
Adresse unique : Bazary Be face Arrondissement Ambodimanga
🟩Ouverture : 07h à 17h30 ( heure continue)
☎️0340557987
☘️LES RAVINTSARA☘️
🟢Depuis 1992 - L'ancienneté et l'expérience professionnelle !
💆🍀Massages et Produits de santé naturels
📩📨 email: [email protected]
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address


Bazary Be Toamasina I, Face Firaisana (arrondissement) Ambodimanga
Toamasina
501