Seta
25/10/2025
‼️‼️Fijoroana vavolombelona ‼️‼️
Salama doholo oh 🙏🏻🥰❤️
Androany aho dia hijoro vavolombelona momba ilay tarehy feno mony et ✨
— Za dia anisany olona tena be mony no manana tarehy mitera_ menaka 😢
__ Tena nandramana daholo izao rehetra izao fa eyeee , tena tsy nahatoky tena sy menatra foana satria mba mpivarotra produit cosmétique ihany ny tena 😌
__ Nanomboka nampiasa savon noir , gommage , beurre de karité tena Nadio ilay tarehy , maina ny mony dia ny cicatrices teny foana 😣
__ Dia niresaka t@namana mpanao produit cosmétique tany Afrique de l’Ouest tany dia hoe ilay SAVON NOIR tohizo foana fa Ito misy POUDRE ravina tena efficace andramo fa tena tsara 😍
___ 1 semaine d’utilisation dia tena hoe tena hoe efa ela aho tsy Nahita izao beauté izao dia mba naka sary sy vidéo sans filtre pour la première fois indray dia alefako ao @ commentaire ao 😉🥰
✨💫 IZAHO koa dia manasa anareo mba andramo fa tena tsara no sady tena efficace 👌🏻✨💫
22/10/2025
‼️Fantatrao Ve fa misy volamena mampaniry volo avy any Tchad 🇹🇩 ?
✨💫Fantatrao ve ny fisian’ny Chébé ? ✨💫
— Ny Chébé dia poudre zava maniry avy any Tchad 🇹🇩 zava maniry efa nampiasain’ireo vehivavy Tchadianina nentim_paharazana izy io .
— Anisany tena fantadaza ao Afrika ampovoany io Zava maniry io noho izy tena igagana @ fomba fiasa aingana sy tena mahomby . Ary efa fantadaza International koa
✨💫Ireto avy ny vokatsoa azo avy aminy :
____ Mitsabo ny volo simba ✅
____ Miaro ny volo tsy ho vakivaky sy ho tapatapaka ✅
____ Mampitsiry ny volo aingana ✅
____ Mampangirana sy manalefaka ny volo ✅
____ Manamafy sy mitazona amandona ny volo ✅
‼️‼️Efa misy eto Madagascar 🇲🇬 ilay volamena mampaniry volo avy any Tchad 🇹🇩 ✨Huile et ✨Beurre de chebe .
💫koa Aza misalasala manao ny commande tompoko 🙏🏻
et 🇲🇬
14/09/2025

Contacte : 037 45 031 07
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Toamasina