Service - Traiteur - Fanomezantsoa
11/01/2021
Efa mandray commande zahay, ho antsika Zay ikarakara lanona Samy hafa:sakafo (entrée ,plat De résistance,dessert); cocktail, tsakitsaky isankarazany,gâteau,
Raha mila fanazavana fanampiny midira mp n'a miantsoa 0346893630
12/09/2020
Efa misokatra ho antsika rehetra eto Toamasina ny ESPACE FANOMEZANTSOA izay afaka anaovana lanona toy ny anniversaire,vodiondry,mariage sy ny fankalazana lanonana samihafa izay mahazaka olona 50 ary possible mazaka olona 60.
Zahay koa de afaka mampanofa couvert complet , nappe de table,verre eo amin' ny 250 olona eo raha Mila fanazavana fanampiny Dia midira mp na miantsoa 0346893630.
Ny toerana de Mangarano mitsofoka kely 100m
Miala pharmacie valisoa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Toamasina
501