ELLAT GROUP
18/09/2025
đ»OKTOBERFEST 2025đ»
Ho avy izahay hifety any Toamasina any ho fankalazana ny fetinâny labiera đ€©
Eo aminâny đPARKING ARENA SPORT ny fotoanantsika ny đ
04 sy 05 oktobra ho avy izao !
Hisy artistes ho tonga hanafana ny fiarahantsika :
đ Ny 04 oktobra i Lion Hill sy Ljo no hiaraka aminâtsika
đ Ny 05 oktobra dia hiarahantsika aminâi Rootsman sy Samoela
Toy ny mahazatra dia hisy ihany koa ny animation podium sy kermesy izay hiarahantsika aminâi DJ Three T - DJ Looping - DJ Landry hoentaninâi Fou Hehy, Barhone sy Teg đ
đŁTongava maro !
Vidim-pidirana : zava-pisotro STAR 2.000ar
Caprice Madagascar Zava pisotro misy gaz Malagasy, vokatra malagasy hifampizairain'ny Malagasy efa maherin'ny 60 taona
14/09/2025
đ€đ€đ
1ïžâŁ Efa fizara matetika teto ihany ny hoe âNy tany mandroso dia tsy mamerina trosa fa zana-bola fotsiny ny azy no averinyâ, dia io ilay antsoina hoe âCharge de la detteâ.
Ny olana nefa dia tsy maintsy nampiakatra ny zana-bola foana ny Frantsay đ«đ· tao aorianâny Covid mba ahafahany mifehy ny fiakaranâny vidim-piainana, koa :
- raha 29,7 milliards dâEuro isan-taona io Charge de la dette io ny taona 2020
- dia ho tonga any ho any aminâny 67,1 milliards any ho any io ny taona 2025.
Ny vokatr'izay ? Tsy maintsy mamorona harena hanetsemana io elanelana io ny Frantsay, na mampidina ny "Dépenses Publiques".
Voaresaka foana tato ho ato ilay hoe mitady 44 milliards dâĂ©conomie, fa raha ny tena marina dia ny 38 milliards aminâio dia anetsemana io fiarakan'ny zana-bola io fotsiny.
2ïžâŁ Manarakâizany, nisy vaovao somary nisoko miadana sy tsy dia niparitaka firy omaly nefa dia mety ho enjankenjana ny fiatraikany:
đ Naimpidininâny Agence de notation Fitch ho A+ ny naotinâny la Frantsa raha ohatra ka AA- izany teo aloha.
Raha ny fiatraikany mivantana aminâny toe-karena aloha dia tsy misy satria somary âSymboliqueâ fotsiny io naoty io.
â ïž Fa kosa, ny atahorana dia ny fiatraikanâio any aminâny tahanâny zana-bola izay efa ambony dia ambony, ka ampiakatra indray io âCharge de la Detteâ io. Marihina fa ny Taux ny Obligation Ă 10 ans ny La Frantsa dia efa avo kokoa noho ny an'ny GrĂšce, izany hoe : mahatoky kokoa ny GrĂšce izany ny mpampindram-bola.
3ïžâŁ Fahatelo, ny olana aminâny fitombonâny zana-bola avo loatra dia : âLasa ny toe-karena manontolo mihitsy no mihisatra na kendaâ.
Ny secteur âImmobilierâ sy ny âAutomobileâ matetika no voakasika voalohany dia lasa miha-mihitatra hatrany.
đŠ Aty Eoropa tsinona dia aminâny alalanâny findramam-bola no ahafahanâny ankamaroanâny olona mividy Trano, Fiara, na entana lafo vidy.
đ€ Mety miteny isika hoe âAny La Frantsa izany, fa tsy misy idiranâi Madagasikaraâ ?
Raha ny faniriana dia izany tokoa.
Ny mampalahelo nefa dia mbola miankina tanteraka aminâny toekarena Frantsay isika satria mbola tsy vitantsika ny nanao âDeversificationâ tao anatinâizay 65 taona nahazahoantsika fahaleovantena izay.
đ Raha tsy hilaza afatsy ny banky, ny orinasan-tserasera, ny mpitsinjara solika, ny grande surface, ny mpizahantany, ny mpamokatra herinaratra, ny teleferika, ny mpanao lalana ⊠sy ny Western Union isam-bolana.
đŻ Toy ny Krizy rehetra nefa dia mitondra OpportunitĂ©s ho anâi Madagasikara đČđŹ ity krizy ity fa mila :
â
miomana mialoha,
â
mametraka lalana mazava sy paikady (ho aiza ?),
â
fifampatokisana amin'ny mpiara miombon'antoka hafa (hiaraka amin'iza ?)
â
miray hina,
â
ary manome lanja ny Malagasy, sy ny manam-pahaizana Malagasy.
đ€ Izay aloha ny androany fa dia Mirary soa antsika rehetra !
Rija đČđŹ
02/09/2025
Vision Company : Votre Vision, Notre Mission
Société de développement d'entreprises: Manampy orinasa sy tetikasa amin'ny fananganana sy fanatsarana ny asany amin'ny alalan'ny stratégies de développement sy ny conseil en gestion.
Services marketing: Miasa amin'ny création de stratégies marketing sy communication, mamolavola ny fomba hanatratrarana ny tanjon'ny orinasa amin'ny alalan'ny publicité, SEO, réseaux sociaux, ary plan de communication.
Contact : +261 38 60 951 85
Toamasina
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Toamasina
301