ASSOCIATION JAD
25/05/2026
Les enseignants référents chargés de l’éducation civique au Lycée Tsizaraina Emile à Fenerive-Est, dans le cadre de la mise en œuvre du projet « Promotion de la citoyenneté active des jeunes dans les Lycées publics d'Analanjirofo à travers l'éducation civique, participation locale et innovation sociale».
Projet TADY
Ministère des Affaires Etrangères de Madagascar
AFD - Agence Française de Développement
Expertise France
IRD à Madagascar
IOM Madagascar & Comoros
21/05/2026
?? 'NY_TANORA
Sambasamba eto Madagasikara no nanokanana fotoana hihainoana ny feon'ny Tanora.
👉Fotoana izao hanomezan-danja ny Tanora
👉Fotoana izao hihainoana ny Tanora
👉Fotoana izao hanehoantsika Tanora ny firaisankina
Ry Tanora namako, andao haneho hevitra, andao hiray hina hoan'ny fampandrosoana an'i Madagasikara.
etsy ambany aminy sary ny programan'ny fikaonandohan'ny Tanora ato amin'ny distrikan'Analanjirofo
20/05/2026
🌳☎️𝗔𝗻𝗱𝗮𝗼 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗵𝗶𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗵𝗶𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 hikajy sy hiaro ny tontolo iainana sy ny harena voajanahary tsy manam-paharoa eto Madagasikara.📱❌️
🏡𝗛𝗮𝗶𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮, 🐢𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗮𝗿𝗮-𝗱𝗮𝗹𝗮̀𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮𝗵𝗮𝗿𝘆, 💰𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗹𝗶𝗸𝗼𝗹𝘆, 🔥𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗱𝗼𝗿𝗼 𝘁𝗮𝗻𝗲𝘁𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗱𝗼𝗿𝗼 𝗮𝗹𝗮, 📣𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗿𝗮𝘀𝗲𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼.
✅️📱Aza misalasala isika miantso ireo 👇👇 laharana findray etsy ambany👇👇 ireo raha manam-baovao na fizarana hahafahanay mandray fepetra haingana.☎️👇👇
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Sahavola, Fénérive-Est
Toamasina
501