Boost Service

Boost Service

Share

23/08/2025

LOGICIEL DE GESTION COMMERCIALE
Ohatrinona ny totalin'ny entako rehetra na vola voaray amin'izao fotoana izao?
Ity misy logiciel afaka mamaly io amin’ny fotoana rehetra. Mora ampiasaina, tsy mitaky fahaizana informatique izay afaka anaovana ireto manaraka ireto:
-Gestion stocks amin'ny atsipiriany(entana miditra sy miovaka: QTE na CA)
-Facturation rehetra(Facture par date, client, non payées...)
-Afahana manaraka ny recettes (par date ou globales) amin'ny fotoana rehetra
-Gestion utilisateurs (misy mot de passe hidirana amin'ilay izy…)
-Gestion caisse
-Impression sy réimpressions facture A4, ticket de caisse…
-Suivi de paiement de facture client (Client mandoa tsikelikely)
Mety ampiasaina amin’ireto sehatra ireto: grossiste, épicerie, hotel, bar, quincaillerie, buvette…Mety ovana manaraka izay ilana azy. Tsy mila ordinateur matanjaka. Misy fampianarana ny fampiasana azy ary misy fanaraha-maso ihany koa. Manao installation à domicile ou à distance. Manao teste alohan’ny handoavana vola.

Photos from Boost Service's post 10/07/2023

Mbola mitohy ny fandraisana boost ato amin'ny Boost Service amin'ny sarany 6000Ar/jour hatrany, minimum 2 jours

23/05/2023
08/05/2023

Faly miarahaba antsika rehetra
Tarifs antsika vaovao
Misaotra ireo izay nametraka fitokisana taminay hatrany
Boost Service Mivoatra hatrany

Want your business to be the top-listed Advertising & Marketing Company in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Toamasina

Opening Hours

Monday 07:00 - 21:00
Tuesday 07:00 - 21:00
Wednesday 07:00 - 21:00
Thursday 07:00 - 21:00
Friday 07:00 - 21:00
Saturday 07:00 - 21:00