Manantsoa

Manantsoa

Share

09/03/2026

Vaovao be ☺️

Manantsoa dia mivarotra glaçon alimentaire amin'ny lanjany 500g.
Vidiny : 2000 Ariary monja 😱
Antsoy ny 034 15 611 08
Afaka alaina ihany koa eo ampitany Miramar hôtel Tamatave

Manantsoa vend des glaçons alimentaire en sachet de 500g
Prix : 2000 Ariary 😱
Appeler le 034 15 611 08
Lieu de récupération : en face de l'hôtel Miramar hôtel

01/02/2026

Salama Client jiaby 👋

Notre vinaigre de cidre est de retour 😊
Sady hisy vokatra vaovao tsy ho ela mba hisantarantsika ity taona vaovao ity

Photos from Manantsoa's post 30/06/2025

Akôry aby e !

Tapitra fety nihinana sakafo natavy be iny.
Mividiana vinaigre sy tantely miel'ko hanenana kibo sy tavy.
Sady farany volana koa androany an 😁

Want your business to be the top-listed Engineering Company in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Lot 270 Parcelle 22/31 Tanamborozano Ouest
Toamasina
501