DRWÏS

DRWÏS

Share

26/09/2025

Vaovao tsraa vao maraina izao❤️🇲🇬
Misaotra an’i Jesosy fa efa tafody soa aman tsara Tompoko .

Fangatahana ny Zo ampilaminana no natao nefa Ompa sy Vono ary Herisetra no valin’izay avy amin’ny Gendarme (GSIS)

Ho an’ireo manararaotra saika anao recuperation politika dia tsy miombon kevitra sy tsy mitolona ny aminizany izahay !

Malaelo mafy ny tenako noho ny fananararaotana sy fandrobana ny mpiray Tanindrazana , Kanefa hiray hina no tanjontsika mba hahafaka ilay Gasikara anaty aizina .

Ankasitrahako manokana eto ny Police tao amin’ny Centrale Tsaralalana izay namindrana anay roa lahy nosamborina satria tena nanaja ny zo mahaolona izy ireo. Nisakafo tsara izahay ary napetraka tamin’ny toerana tsara.

Ary indrindra misaotra antsika Vahoaka rehetra nampahery sy nitondra ambavaka fa niantefa taminay ny fanohananareo ❤️🇲🇬

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Rue Radama 1
Toamasina
501