Cub-iD
04/08/2023
🌴 Manahoana ny vacance ao ee ??! Aiza ho aiza ianareo no nandeha ? 😉 Araraoty tsara ary e !
Tsy diso anjara ihany koa ry zareo avy any amin'ny faritra an !! Avy any Mahajanga any ity Cliente iray ty.
Mankasitraka azy nahatoky ny Cub-iD
📱: 0345874777
✉️: [email protected]
14/07/2023
Trano somary lehibe indray no modèle atolotray ho anareo.🏡
Iza no tia ??
📱: 0345874777
✉️: [email protected]
➡️: Cub-iD
Afaka miditra mp na miantso avy hatrany ianao raha tianao hatao étude ihany koa ny projet anao:
× Fananganana 🏗️
× Fanitarana 🏘️
× Fanavaozana 🏠✨
16/06/2023
Trano kely mamin-tantely !! 🏡
Mankasitraka an'i Mme Lalaina avy eny Ambatomirahavavy eny nametraka fitokisana an' i Cub-iD.🏞️
Tsotsotra, kelikely, mahafinaritra, izay ahitana:
💡- 1 Chambre Parentale (+ salle d'eau et dressing)
💡- 1 Living et Cuisine à l'Américaine
💡- 1 Chambre Standard
💡- 1 Salle d'eau
Ho anao indray ary izao, aza misalasala manantona anay fa ho raisinay an-tanana ny fanaovana ny tranonao arak'izay fanirianao.✨
Contact:
📱: 0345874777
✉️: [email protected]
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Toamasina
501