Association FALaFa

Association FALaFa

Share

03/08/2025

๐Ÿ•—๐Ÿ˜ฉ๐—ข๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ! ๐—™๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐—ผ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† #๐—ง๐—ถ๐—ฑ๐˜€๐—ผ๐—ฝ๐˜๐—ถ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜ ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ผ ๐˜๐—ผ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—ผ.

โญ•Ny Tidsoptimist dia olona mieritreritra foana hoe mbola ampy tsara ny fotoana ananany na dia efa akaiky aza ilay fotoana tokony hahatongavana. Vokatr'izany dia tara kely foana izy vao tonga amin'ny fotoana vonjeny.

๐Ÿค—Tsy hoe kamo akory izy ireny fa tsy mahatsapa tsara ny fandehanโ€™ny fotoana. Araka ny filazanโ€™ny "psychologue" dia mety avy aminโ€™ny firehana ho be fanantenana loatra sy ny fandrefesana diso ny fotoana ilaina hanaovana zavatra iray no anton'izany. Iza ilay olona fantatrao fa manana io toetra io?๐Ÿ˜

Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Toamasina
501