AECM
Good Evening Everyone ( Akory aby arô)
Efa tsy hoela sisa dia hanomboka ny fidirana voalohany amin’ilay Cour d’anglais américain eto Mananjary.
▶️Tsara ho marihina hatrany Fa 02 Volana ny faharetan’ny fianarana.
▶️ Ny Saram-pianarana na ny Écollage dia natao mirary dia mirary. 🧩40.000ar/Mois.🧩
▶️ Tsy misy ny droit d’inscription
▶️ Ny 02 Octobre no fin d’inscription koa iangavina izay mbola liana Fa mbola misy ny toerana disponible.
▶️ Ny toerana misy ny AECM dia eny Tanambao Mananjary.
▶️ Ny Fidirana dia hanomboka ny 03 Octobre 2022.
Koa mitongava maro ary fa vonona ny hanome fahafaham-po sy hampahay anao izahay ato amin’ny AECM. ☑️
Mirary Soa antsika rehetra 😎😎😎
27/08/2022
Ny AECM na ny hoe : American English Club in Mananjary dia manolotra anao izay te handranto na hanamafy fianarana anglisy amerikana eto amin’ny faritra Vatovavy.
Ireto izahay mpampianatra ao amin’izany , ary vonona ny hanome fahafaham-po hatrany anao izay hisitraka io fianarana teny Anglisy Amerikana io.
Misy niveau anankiroa(02)
1- Débutant(Ilay vao hianatra mihintsy)
2- Avancé (Hoan’izay te hanamafy)
Raha mila fanazavana fanampiny dia miditra ao amin’ny hafatra miafina avy hatrany (MP).
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Mananjary
Mananjary
317