DREN BOENY
06/07/2026
✳️Nosokafan'ny prefet tamin'ny fomba ofisialy tao amin'ny CEG Tsararano ny alatsinainy 06 jolay 2026 ny fanadinam-panjakana BEPC/Seconde (CISCO Mahajanga I) ho an'ny DREN Boeny.
▶️ Nanotrona izany ireo solontena mpanara-maso ny fanadinana avy amin'ny
Minisiteran'ny fanabeazam-pirenena, ny Talem-paritry ny fanabeazam-pirenena Boeny sy ireo manam-pahefana isan-tsokajiny.
▶️Miisa 11140 ny mpiadina nisoratra anarana teto amin'ny DREN Boeny izay miparitaka amina ivon-toeram-panadinana 35.
▶️09 taona ny mpiadina zandriny indrindra raha toa ka 59 taona kosa ny mpiadina zokiny indrindra.
▶️Nizotra am-pilaminana izany.
Communication DREN BOENY/Jolay 2026
DREN BOENY
Fahatongavana fifanarahana arak'asa ( contrat de travail)
📌 Hoan'ireo mpampianatra niofana tao amin'ny CRFRP tsy Tonga tany Antananarivo, efa afaka alaina ao amin'ny birao ny fitaleovamparitrin'ny fanabeazam-pirenena BOENY porte 110 ny fifanarahana arak'asa ( contrat de travail ) nareo
Communication DREN BOENY
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the organization
Telephone
Website
Address
Majunga
401
Opening Hours
| Monday | 07:30 - 18:00 |
| Tuesday | 07:30 - 18:00 |
| Wednesday | 07:30 - 18:00 |
| Thursday | 07:30 - 18:00 |
| Friday | 07:30 - 18:00 |
| Saturday | 07:30 - 18:00 |
| Sunday | 07:30 - 18:00 |