Mahabibo matin
Miarahaba antsika rehetra indray o
Toy izao ndray ny fandaharana sy ny fandaminana rahampitso alahady 13 Septembre
6 ora maraina manentana ny kartie Marovato abattoir
-18h manentana ny vondron-dehilahy
Tsy misy lamesa atoandro @ paroasy rehetra fa any @ katedraly ny lamesa fanamasinana ho pretra
Marihina fa izay solontena efa voatendry isaky ny fikambanana Masina sy ny vaomiera ihany no manatrika ny lamesa araky ny fandaminana sy ho fanajana hatrany ny hamehana ara-pahasalamana.
Misaotra antsika sahady manaiky ny fandaminana ary mirary soa
Miarahaba antsika rehetra indray o
Toy izao indray ny fandaminana rahampitso
-6h: Morafeno, Afovoany, Fiofio ary Amboavoalanana
-8h 30: Mahabibokely, Ambalavola ary Aranta
-18h: Manjarisoa, Marovato abattoir ary Manga
Ny fafa-tranom-piangonana @ 1 ora
Aza adino ny manao arovava s'y orona
Mirary soa ho antsika rehetra
Ny Alahady
-6h: Fiofio+ Afovoany
-8h: Ambalavola + Mahabibokely
- 10 h: Marovato+ Manga
- 16h: Manjarisoa + Morafeno
- 18h : Aranata + Ambovoalanana
Aza adino ny fafa-tranom-piangonana ny asabotsy.
Samia ho tahian'Andriamanitra
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Majunga
401