Chrd2 Kandreho
28/10/2025
Arahabaina ianao Dr @ izao dingana manaraka izao. mahaleova mahalasana @ andraikitra lehibe dia lehibe hiandreketanao. Hitondra rivo-baovao eo @ tontolon'ny fahasalamambahoaka anie izao fahatongavanao izao 👏👏👏
10/10/2025
Manomboka ny fametrahana ny kitrano hanaovana ny varavarana misokatra na ny Journée Porte Ouverte (JPO) hotontosaina ety@ hopitalibe (CHRD II) Kandreho. Tsiahivina hatrany fa maro ny tolotra ara-pahasalamana maiaimpoana homena ny mponin'ny Kandreho mandritra ny hetsika koa Samia ary mifampitaona.
Want your practice to be the top-listed Clinic in Majunga?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Contact the practice
Telephone
Website
Address
Kandreho
Majunga
401