Aviprod
🚀🐔 ORINASA FIOMPIANA
Raha vonona hanao tsangan-drery hanangana ny orinasanao fiompiana ianao, dia soraty ao amin'ny commentaires hoe:
👉 ORINASA FIOMPIANA
Halefanay aminao eo no ho eo ny toromarika sy ny informations hanombohana.
🤝 AviProd — Manohana anao mba hitsangan-drery sy hanangana orinasa fiompiana maharitra.
02/07/2026
📢 FANITSIANA
Nanao fahadisoana tsipelina kely izahay tao amin'ilay publication farany.
❌ Diso: Tsangan-jery
✅ Marina: Tsangan-drery
Nahoana no Tsangan-drery?
Satria ny tanjon'ny AviProd dia ny hanome anao fahalalana sy fahaiza-manao hahafahanao mitsangan-drery, izany hoe hahatsangana sy hitantana ny orinasanao fiompiana amin'ny herinao sy ny fahaizanao, fa tsy hiandry olona hafa na hiankina amin'olon-kafa foana.
Ny vina entinay dia ny hamorona mpiompy mahaleo tena, mahay ary mahomby, ka afaka mamelona ny tenany sy mampandroso ny fiarahamonina amin'ny alalan'ny orinasa fiompiana matanjaka.
👇 Raha vonona hanangana ny orinasanao fiompiana ianao, soraty ao amin'ny commentaire hoe ORINASA FIOMPIANA, dia halefanay aminao any amin'ny message privé ny torolalana momba ny fiofanana sy ny dingana hanombohana.
🙏 Misaotra indrindra amin'ny fahatakarana sy ny fanohanana hatrany.
🐔 AviProd – Manangana mpiompy, manangana orinasa.
29/06/2026
🔥🥚 FITAHIRIZANA NY ATODY HO AKOTRIKA AMIN’NY FARITRA MAFANA 🌡️
Any amin’ny toerana mafana be (toy ny any Morondava), ny fitahirizana atody no mamaritra mivantana ny taux d’éclosion.
👉 Ireto ny tena teknika mahomby:
❄️ Ampiasao “frigo du désert” (frigo gasy)
➡️ Mampidina hafanana voajanahary
🚫 Tsy mety ny frigo électrique (mangatsiaka tafahoatra → manimba embryon)
🥚 Ataovy mitsangana ny atody
➡️ Tendrony maranitra midina
➡️ Vaventy ambony
☀️ Arovy amin’ny masoandro
🚫 Aza avela ho tratran’ny taratra mivantana
🌬️ Tehirizo amin’ny toerana misy rivotra
➡️ Aza atao anaty toerana mikatona sy mafana
🔄 Avereno isan’andro
➡️ Indray na indroa isan’andro
⏳ Aza tehirizina ela
🔥 Faritra mafana = haingana simba
👉 3–5 andro max no tsara indrindra
💡 TSAROVY:
Atody tsara tehirizina = éclosion betsaka + vokatra azo antoka
👉 Soraty amin’ny commentaire:
🟢 FORMATION 👉 raha te hianatra fiompiana ara-boajanahary moderne (mandritra ny tapa-bolana, tsy misy chimique)
🟡 COUVEUSE 👉 raha mila couveuse automatique vita calibrage + suivi complet
🔵 DOCUMENT 👉 raha mila torolalana fiompiana amin’ny teny français
🟣 BOKY 👉 raha mila boky fototra fiompiana akoho
🔥 Tsy mijanona amin’ny théorie ianao fa hiditra amin’ny famokarana matihanina
🚀 Hitondra vokatra maro sy azo antoka!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ivato