313 Records
26/03/2025
🙏FÉLICITATIONS NY MPANAKANTO BASTA LION FA NANAKOAKO ERAN-TANY NY HIRANY "COLOMBIAN" ARY MIRARY SOA HO AZY🙏
Nasaina manokana tao amin'ny Skyrock tao Frantsa nandritry ny fandaharana Planète RAP ny mpanakanto Basta Lion omaly. Ny "Colombian" no hira notsongainy manokana hirainy nandritry izany. Efa maherin'ny 1,7 tapitrisa no nijery ny rakin-tsary an'ity hirany ity anaty Youtube ary voasokajy ho hira be mpihaino indrindra.
Want your business to be the top-listed Media Company in Ihosy?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ihorombe
Ihosy
313