FMFOI Fianarantsoa
29/06/2026
Mitohy hatrany ny Fitoriana filazantsara Ankalamanjana niarahana tamin'ny fiangonana FMFOI eto Fianarantsoa ny andron'ny Alahady 28 Jona 2026 lasa teo.izay notanterahina tao Mangabe(Antanifotsy -Ankofafa).
Vokany :
✨ Sitrana ny marary
✨Mandoso hatrany ny Fizarana ny Teny Soa Mahafaly amin'ny malahelo .
✨Ary manomboka mitodika amin'Andriamanitra ny olona.
Asan'ny Apostoly 19 : 20: "Fatratra toy izany no fandroson'ny tenin'Andriamanitra sy ny heriny."
☎️FM FOI FIANARANTSOA :034 96 043 68/034 41 779 62
FMFOI Fianarantsoa
Radio FMFOI 107.4MHz
TV7FOI Madagascar
FMFOI Apostolic
24/06/2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Anosy
Fianarantsoa
301