Kay FM 96.2
02/06/2026
02/06/2026
Miarahaba antsika mpihaino indray
Ny teny hoe " TOMANY" io indray ny tonony an-kira anio, alefaso ao ary ny hira hitanao misy anio teny io
.2
02/06/2026
Miarahaba ny mpankafy indray ary o 🎶🎵🎼
Fotoana ahafana mangataka hira sy mirary soa ary kopa-tanana ho an'ny namana sy ny fianakaviana izao ka dia alatsaho eto ary izany fa ho vakiantsika ato anatin'ny fandaharana ny vazonay.
01/06/2026
🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Fanavaozana ho an'ny fampandrosoana ny tanindrazana 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Natomboka androany tamin'ny fomba ofisialy nandritra ny fanangan-tsaina teo anoloan'ny lapan'ny tanàna ny fankalazana ny faha 66 taona nahazoana ny fahaleovan-tena sy ny fetin'ny foloalindahy.
Fitafy Malagasy no nandravaka izany.
01/06/2026
📑Ho antsika mpianatra hanala ny fanadinana Baccalauréat
aza adino fa manomboka anio @ 8 ora alina ilay fandaharana TantsorokA iarahana@ COURS CPE.📝📒📚
01/06/2026
Miarahaba antsika mpanaraka tsy tapaka ny pejy Kay FM 96.2 @ ity Tolak'andro mahafinaritra ity
Ny teny hoe : "TOKANA" no tonony ankira anio koa alefaso ao amin'ny commentaire ary ny hira hitantsika misy io teny io.
01/06/2026
Miarahaba antsika rehetra indray volana vaovao sy herinandro vaovao ity
Ndao ary hiaraka hankafy mozika indray isika ato @
Alefaso ao ary ny hira tinao
.2
31/05/2026
Mirary soa manokana ho an'ny reny rehetra ny ekipan'ny Kay FM 96.2
ho ambin'Andriamanitra atao sy ho reny modely hatrany💚💜💙
💙Bonne fête à tous les mamans💙
30/05/2026
Ho antsika tanora mpianatra izay hanala fanadinana Bakalorea, ho arahintsika eto amin'ny Kay FM 96.2 manomboka ny alatsinainy voalohany volana jona ho avy izao isaky ny alina ny tantsoroka BAC 2026 mba hanohanana ny mpanomana fanadinana bakalorea
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ampasambazaha
Fianarantsoa