T.M.F
Ity indray ny Video manaraka, Titre "Virijiny adala", koa dia manaraha finaritra ary ny Tompo anie hampitombo ny hetaheta ao anatinao amin'ny fampandrosoana ny fitoriana ny Filazantsara
Miarahaba antsika mpanaraka ny page T.M.F rehetra, indro ary averina tsikelikely eto ireo Film rehetra novokarin'ny T.M.F (K'Saino), ka dia manaraha finaritra ary hitondra fahasoavana sy fitomboana ho anao izay mijery anie ny Tantara. Teny kely mba entina ho anao; I Tesaloniana 5 : 21 "Fantaro ny zavatra rehetra, hazony mafy izay tsara".
04/05/2024
Misaotra ny Tompo noho ny fitantanany sy fampiasany ny T.M.F sy ny Faritra faha-6 teny Ambatovory androany, teo @ Tokotany malakaka TANTELISOA, voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany. Mamonjy fanahin'olona maro ny Tompo, "Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana" Jaona 14 : 6.
15/04/2024
T.M.F vonona sady efa miomana hatrany hitory amin'ny Olombelona rehetra ny fahatsaran'ilay Jesosy izay nifidy anay, Raha te hitory Filazantsara ianao dia afaka miara-miasa aminao izahay. Matio 24 : 14, I Korintiana 9 : 16, Contact : 0346850300.
Tongasoa eto amin'ny Page vaovaon'ny T.M.F (Tafika tsy Menatra ny Filazantsara) ianao, tahin'ny Tompo indrindra tompoko.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambonifahidrano
Fianarantsoa
301