OLICO

OLICO

Share

08/03/2026

Ny Ekipa rehetra dia miarahaba anareo vehivavy rehetra nahatratra izao andronareo izao.

โค๏ธโค๏ธ Ho vehivavy mahery tokoa anie ny vehivavy rehetra.

Photos from OLICO's post 19/02/2026

๐Ÿ”ด ๐‚๐Ž๐Œ๐Œ๐€๐๐ƒ๐„ ๐Ÿ– ๐Œ๐€๐‘๐’ ๐Ÿ”ด

๐Œ๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐š๐ซ๐š ๐ซ๐š๐ก๐š ๐ข๐ณ๐š๐จ ๐ข๐š๐ง๐š๐ซ๐ž๐จ ๐Ÿ๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐ฏ๐š๐จ ๐ก๐š๐ง๐š๐จ ๐ง๐ฒ ๐‚๐จ๐ฆ๐ฆ๐š๐ง๐๐ž ๐Ÿ– ๐Œ๐š๐ซ๐ฌ๐Ÿ‘Œ

๐€๐ณ๐š ๐ฏ๐š๐ซ๐ข๐ง๐š ๐Ÿ”ด

๐Œ๐ข๐ณ๐š๐ซ๐š ๐Ÿ๐จ๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐ฒ ๐ข๐ณ๐š๐ก๐š๐ฒ ๐ง๐จ ๐ž๐ญ๐จ ๐Ÿ๐š ๐ซ๐š๐ก๐š ๐ฆ๐ข๐ฅ๐š ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ณ๐š๐ฏ๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ง๐ฒ ๐๐ข๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ฌ๐š ๐š๐ง๐š๐จ ๐ก๐ข๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐จ ๐ง๐š ๐ก๐ข๐๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐Œ๐.

๐Ÿ“ž ๐ŸŽ๐Ÿ‘๐Ÿ– ๐Ÿ๐Ÿ• ๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ”
๐€๐๐ซ๐ž๐ฌ๐ฌ๐ž : ๐€๐ฆ๐ฉ๐š๐ฌ๐š๐ฆ๐›๐š๐ณ๐š๐ก๐š -๐’๐จ๐ฎ๐ฌ ๐ ๐ซ๐š๐๐ข๐ง (๐€๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐œ๐จ๐ฆ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฌ๐š๐ซ๐ข๐š๐ญ ๐œ๐ž๐ง๐ญ๐ซ๐š๐ฅ(๐ˆ๐Œ๐๐‘๐ˆ๐Œ๐„๐‘๐ˆ๐„)

Photos from OLICO's post 07/02/2026

MANDRAY COMMANDE HATRANY ISIKA AN๐Ÿ˜‹

Mankasitraka ny Universitรฉ de Fianarantsoa Andrainjato nametraka ny fitokisana feno!๐Ÿฅฐ

Ravo ny fo mahita ny zavatra tsara vitaโค๏ธ

Tsy ankanavaka fa mandray ny commande ny rehetra izahay.

Contacts :
๐Ÿ“ž 038 27 331 36

Adresse :
AMPASAMBAZAHA-Sous Gradin (IMPRIMERIE)

Photos from OLICO's post 30/01/2026

Faly izahay mizara aminareo ireto vokatra manaraka ireto indray๐Ÿ˜

Mankasitraka feno ny nametraka ny fitokisana taminay ny aminโ€™ny fanantaterahana ireto fanamiana hatao mandritra ny taona 2026 ireto๐Ÿ™โ˜บ๏ธ

Ho anareo izay mitady ny fiaraha-miasa mahafa-po ihany koa dia aza misalasala ny mametraka ny COMMANDE.

Manao izahay ny : Tee-Shirt, Polo, Survรชtement, Tenue de travail, Tenue de sport, Casquette.

Contacts:
๐Ÿ“ž 038 27 331 36 ou MP
Ampasambazaha-Ambany Stade (ampitanโ€™ny Trano fotsy lehibe)

Mandefa manerana ny Nosy na ihany koa Ivelanโ€™ny Nosy.

25/01/2026

๐Ÿค”Tena mety maro zao nareo any no mametram-panontaniana hoe :
ยซ Aiza ary no misy Atelier de confection tena mahafa-po mba hanaovanay anโ€™ireto commande nay ireto? ยป

Tee-Shirt / Polo / Casquette / Tenue de sport / Survรชtement / Gilet de travail /sns.

๐ŸคฃD avy eo mitady vaha-olana hoe:
ยซ Andao mba hanontanontany any de hita eo ยป

Ao no tonga dia tojo ny mahafa-po azyโค๏ธ
Nefa ao ndray no sendranโ€™ny tsy araky ny niertreretana azy๐Ÿฅบ

Dia inona ihany ary zany no tena vaha-olana ny aminโ€™izany?๐Ÿ‘

๐Ÿ˜€Ny vaha-olana dia tsotra:
- Atelier matotra sy matianina no mandray ny commande.
- Asa voakaly sy mateza ary manaja ny fenitra rehetra.
- Ny vidiny mirary amzay zakanโ€™ny rehetra ihany koa anefa tsy hadino.

Dia aiza daholo no ahita anโ€™izany rehetra izany?๐Ÿค”

Adiresy tokana ihany dia ahitanareo ireo rehetra mahafa-po ireo๐Ÿ˜

๐Ÿ‘‰ Ato aminโ€™ny OLICO ๐Ÿ‘ˆ

Alefaso daholo amzay ary ny commande fa aza misalasala.
Ho anareo: Fikambanana rehetra, Orinasa, Sekoly, Fianakaviana.

Contacts:
๐Ÿ“ž 038 27 331 36
Ampasambazaha - Ambany stade ampitanโ€™ny trano fotsy lehibe.

Mandefa @ faritra rehetra manerana ny Nosy izahay.
Frais de livraison : 0 Ar

22/01/2026

Efa manomboka indray izao ny fandraisana "Commande 8 Mars" ato amin'i OLICO.

- Tee-Shirt
- Polo
- Casquette

Koa aza atao tara ary fa efa manomboka feno daholo ny fotoanatsika. Hatramin'ny 4 Mars ihany no fotoana afaka andraisana ny commande farany.

Aza miandry farany fa vonjivonjeo ary. Ho afa-po ianareo!

Fiakambanana - Fiangonana - Orinasa - Sekoly - Oniversite

Contacts :
Tรฉlรฉphone / Whatsapp :
๐Ÿ“ž038 27 331 36

Adresse :
๐Ÿ“Ampasambazaha - ambany stade ampitan'ny trano fotsy lehibe.

26/11/2025

Nos clients mรฉritent le meilleur.

Ces T-shirts ont รฉtรฉ confectionnรฉs dans notre atelier, en privilรฉgiant la qualitรฉ des matรฉriaux et le souci du dรฉtail.
Des vรชtements durables, confortables et faits avec amour.

โ˜Ž๏ธ 0382733136

๐Ÿ“Ampasambazaha_Fianarantsoa

Photos from OLICO's post 18/05/2025

Misaotra ireo vondrona mpianatra tao @ CSFX Ambatomena nametraka taminay ny famokarana ireto fanamiana mitovy ireto fa tena nahafinaritra ary tena afa-po tanteraka ry zareo ary faly๐Ÿ˜€

Ho an'izay te hanao fanamiana mitovy ihany koa, eto izay vonona ny hanome ny tsara indrindra ho anareo.

Tรฉl : 038 27 331 26
Adresse : Oliv's Service Ampasambazaha Sous Gradin ampitan'ny commissariat central.

Photos from OLICO's post 18/05/2025

Ny fandraisana "Commande" dia mitohy foana isanandro๐Ÿ˜Š

โญAry isaoranay hatrany ianareo izay nanankina taminay ny fanamboarana ny akanjonareo.

Ity @ sary ity izao dia Polo Semi-Coton personnalisรฉe tsarabe.

Enao koa tongava manao ny "Commande" nao.

Tรฉl : 038 27 331 36
Adresse : Oliv's Service Ampasambazaha sous gradin ampitan'ny commissariat central.

Photos from OLICO's post 07/05/2025

Ela2 izy izany๐Ÿ˜

Ato fรดna eh! Mbola somary sahirana ny manomana zavatra tsara ho anareo mpanjifa๐Ÿ˜

Vonjevonjeo fa voafetra ny toerana sy ny fotoana hanaovana ireo commande 26 juin sy Famadihana na Fetim-pianakaviana, sns.

๐Ÿ”ฅPromotion Be๐Ÿ”ฅ
Prix de gros pour plus de 20 pcs :
๐Ÿ’ฃSurvรชtement : 38 000 Ar
๐Ÿ’ฃPolo : A partir de 15 000 Ar
๐Ÿ’ฃTee-Shirt : A partir de 10 000 Ar

Tongava ary eh!

๐Ÿ“Adresse : Oliv's Service Ampasambazaha sous gradin F/tsoa.
โ˜Ž๏ธTรฉl : 038 27 331 36

Mandefa manerana ny Nosy๐Ÿ๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

27/04/2025

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetraโค

Photos from OLICO's post 26/04/2025

Mitohy hatrany ny fandraisana ireo "Commande" rehetra.

Tรฉl : 038 27 331 36
Adresse : Oliv's Service Ampasambazaha

Want your business to be the top-listed Clothing Store in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Avenue Du General Leclerc
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:30 - 18:00
Wednesday 07:30 - 18:00
Thursday 07:30 - 18:00
Friday 07:30 - 18:00
Sunday 07:30 - 11:30