D.Locks by Jane

D.Locks by Jane

Share

Photos from D.Locks by Jane's post 06/04/2025

Merci beaucoup Tamin'ny fandraisana Anjara akia♥️
Ho an'izay te hirandrana día aza misalasala mandefa mp😘

Photos from D.Locks by Jane's post 28/07/2024

Salama eh👋
Mbola mandray anareo fona izahay ho an'izay vonona hanao dreadlocks anh, amin'ny vidiny mirary dia mirary❤️
Mp pour le RDV..

Tsy hadino ny Misaotra an'i EElie FigaroTamin'ny fandraisana Anjara ❤️Merci beaucoup Manjakely 😘

Photos from D.Locks by Jane's post 28/06/2024

Cliente satisfaite❤️
Merci Tsy Lavina 💋

Photos from D.Locks by Jane's post 14/05/2024

Salama daholo oh..
Elaela izy izany an😊
Mankasitraka Tamin'ny fandraisana Anjara ZZakatina Feliciaary joyeux anniversaire 🎉🎁🎊
Ho an'izay liana amin'ilay Randrana dia aza misalasala mandefa mp.

Photos from D.Locks by Jane's post 29/03/2024

✅Amin'izao ankatoky ny fety izao dia mitohy fona ilay offre:5000Ar dia afaka atao dreadlocks ny volonao.
Mp Ary ho an'izay haka Rendez-vous.

Photos from D.Locks by Jane's post 15/02/2024

Merci beaucoup kala manjatiana tamin'ny fandraisana Anjara ❤️
Ni Ky Niavo❤️

Photos from D.Locks by Jane's post 14/02/2024

Mahafatifaty Kely kosa izao randrana izao ah❤️
Sa ahoana hoy nareo??

Afaka mandefa mp fona izay mipetraka Eto Fianarantsoa ka liana amin'ilay randrana❤️

Misaotra betsaka Sitraka❤️

Photos from D.Locks by Jane's post 11/02/2024

Salama daholo oh !!
Mbola mitohy hatrany Ilay offre ,5000Ar monja Dia afaka atao dreadlocks ny volonao.Natao zakan'ny rehetra ny vidiny na ho an'ireo manana volo lava na fohy,na ho an'ireo manana postiche Maro be ,na koa ho an'ny manana postiche vitsy Kely.Koa araraoty ry zavavy ah❤️

Tsy hadino ny misaotra an'ity tovovavy mamikely ity izay nandray Anjara tamin'ilay randrana ❤️
Domohina Andriatsilefitriniaina❤️

Aza adino ny manaraka tsy tapaka ny pejy❤️

Photos from D.Locks by Jane's post 24/01/2024

Cliente mahafatra-po❤️
Misaotra betsaka Tinah Lh
Aza misalasala mandefa mp ho an'izay te hirandrana ah.

Photos from D.Locks by Jane's post 23/01/2024

Heeeyyy!!
Natao ho an'ny volo rehetra ny dreadlocks ah,na malama io na mongo❤️
Tsy atahorana hanimba ny volonao ihany koa satria postiche no tena miasa aminy io.
Koa Aza misalasala mandefa hafatra miafina raha toa ka te hiova randrana ianao,mba míala amin'ny randrana mahazatra koa indraindray eh❤️
Misaotra nanjifa Raharisoa Synthia❤️

Photos from D.Locks by Jane's post 21/01/2024

Salama daholo oh.
Ho an'izay eto Fianarantsoa ka liana amin'ny volo dread locks dia aza misalasala mandefa message amin'ito page ito.
Afaka mi'deplacer ihany koa😊
Araraoty fa 5000Ar fotsiny dia afaka manao randrana ohatr'izao+frais de déplacement..

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Fianarantsoa