Coach LOVA
01/11/2023
Bonsoir à tous les followers
NY OLONA MANAO AHOANA NO TOKONY HITERAKA ?
✅ Mila ampy taona ny couple vao tokony hiteraka
✅Mila Samy vonona ny roa tonta vao miroso amin'ny izany fa tsy hoe par accident le Zaza
✅ Tokony efa Samy miasa na au moins misy fidiram-bola ny anakiray ( ary asa mahavelona tsara)
👌🏻👌🏻Ny miteraka mantsy Dia mitaky adidy sy andraikitra goavana , Mila fotoana, Mila faharetana , fitiavana, fandavantena
👌🏻👌🏻Mila fikarakara ny Zaza indrindra indrindra raha sendra marary izy
👌🏻👌🏻Mila omanina ihany koa ny hoaviny @ alalan'ny fanabeazana azy
‼️Tsy natao ho an'ny olona ( couple) tsy miasa ny miteraka satria ny tenanao aza tsy velonao Dia ahoana moa hikarakaranao Zaza sy hanomananao ny ho aviny‼️
🍀🍀Hafatra ho atsika tanora 🍀🍀
✅ Miasa aloha vao miteraka
❌❌ Tandremo ny vohoka tsy Irina ❌❌
✅Mila vonona hamaha olona rehetra mitranga mahakasika ny Zaza
✅ Harena ny zanaka ary fahafinaretana ny fisian'ny Zaza rehefa misy ny hoenti-manana sy ny fahavononana @ fitaizana sy fanabeazana
# Ndao hifampizara dia miaraka tafita 💪🙏🏻
# Coach LOVA
22/10/2023
Merci mon Dieu 🙏🏻
Joyeux anniversaire à moi
08/09/2023
Bonjour à tous 👋👋
🍀🍀 Comment bien débuter la rentrée scolaire en tant que parent ?🍀🍀
Les parents jouent un rôle important dans la réussite scolaire de nos enfants , en tant que parent notre soutien et notre implication positive peuvent avoir un impact significatif sur la motivation et le succès scolaire de nos enfants
🫰🫰Quelques conseils pour bien débuter la rentrée scolaire en tant que parent 🫰🫰
✅ Communiquez ouvertement avec vos enfants
✅Préparez le matériel scolaire ensemble
✅ Créez une routine
✅ Organisez l'espace de travail
✅ Rencontrez les enseignants
✅ Établissez des objectifs réalistes ensemble
✅ Encouragez la lecture
✅ Encouragez la curiosité intellectuelle
✅ Soyez positif
✅ Promouvez la gestion du temps( aidez vos enfants à apprendre à gérer leur temps en créant des plannings et des listes de tâches
✅ Soutenez les activités parascolaires
✅Restez patient ( la transition vers une nouvelle année scolaire peut comporter des hauts et des bas. Restez patient et souple pour répondre aux besoins changeants de vos enfant)
✅ Montrez l'exemple ( les enfants sont influencés par les comportements de leurs parents)
✅ Célébrez les réussites ( soulignez les accomplissement de vos enfants, qu'il soient grands ou petits, cela les motive à continuer à faire de leur mieux et à poursuivre leurs efforts )
Bonne rentrée à tous les enfants 🙏🏻🙏🏻
# Partageons et ensemble nous réussirons
# Coach LOVA
18/08/2023
🍀🍀EVITER LE TEMPS PERDU 🍀🍀
Anisany olana mateti-pitranga eo @ fiarahan'ny mpifankatia amin'izao ny miaraka taona maro2 ( 5 taona na 8 taona na mihoatra) Dia misaraka fa tsy lasa mpivady akory
🍀Tao anatin'izay taona maro2 izay anefa possible misy olonkafa naniry hiaraka t@nao fa nafoinao satria tinao Ilay partenaire nao
🍀MBA hisorohana izany ary Dia ilaina ny manao évaluation ny fiaharahanareo sy évaluation an'ilay partenaire nao
Inona moa izany? Ireto no fanontaniana tokony hapetrakanao :
✅ Mifanampy ve ny partenaire nao ( asa na fianarana..)
✅ Inona no MBA ataony anao @ fiainana andavan'andro ankoatra ny s*x?
✅ Créateur de problème ve izy sa mpamaha olana ho anao?
✅ MBA manana tanjona toa anao @ fiarahanareo ve izy sa tsia? Dia manao ezaka hanatratrana izany ve izy?
‼️ Rehefa négatif avokoa ny valin'ireo fanontaniana Ireto‼️
Dia tsara raha Tonga dia atsahatra ny fiarahana fa lasa vato misakana ny fahombiazanao izany
Raha tsy hisaraka aminy @ izao ianao dia izy no hisaraka any aoriana any ary amin'izay anefa Dia efa lany taona maro2 Téo aminy ianao
‼️ Sahia mandray fanapahan-kevitra ho an'ny hoavinao Mahomby‼️
Mahaiza" Manolo pneu "efa nozaraintsika teto @ page izany lesona izany
# Ndao hifampizara dia miaraka tafita 💪🙏🏻
LOVA
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301