Tanora RCR

Tanora RCR

Share

12/05/2026

🧐 Resaka tamin'ny taona 2024 ho an'ny mponina tao Antananarivo tamin'izany 🧐.
Ankehitriny dia isika malagasy rehetra avy any amin'ny faritra rehetra , malagasy tsy vaky volo no tiana hofohazina , fa iray ihany isika.
Aza manaiky ampiadiana amin'ny malagasy namanao.
Aza manilika na manaratsy gasy mitovy aminao.
Antsika rehetra Madagasikara.
Samy tompon'andraikitra isika hanarina ny firenena.
Mila manova rafitra isika tompoko.
Raha te hiala amin'ny fanandevozana anao ao amin'ny taninao.

Jereo ny hoavin'ny taranaka fa tsy fotoana intsony izao hamerenana krizy miverimberina, mendrika fiainana milamina ianao sy ny ankohonanao.

Fanovan-drafitra / RCR
Consciencisme
Culture & Systems
Manohana RCR / TOLONA

04/05/2026

πŸ“’ FANASANA HO AN’NY MALAGASY REHETRA ATY EUROPE 🌍

🀝 Ny dia faly manasa antsika Malagasy rehetra monina aty Europe πŸ‡ͺπŸ‡Ί, ary koa ireo namana avy amin’ny firenena hafa 🌐 izay liana sy vonona hanampy an’i Madagasikara πŸ‡²πŸ‡¬ amin’ny Fanovan-drafitraπŸ”§, hanatrika ny – – hiarahana amin’i Laza Razafiarison ✊, Filoha nasionalin’ny RCR / TOLONA

🧠 Io no fotoana iray hifampizarantsika, hifanakalozan-kevitra ary handinihana ny hoe :
πŸ‘‰ β€œπ‘πšπŸπ’π­π«πš 𝐭𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐑𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐑𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 πšπ§β€™π’ 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚?”

πŸ“… Toy izao ny fandaharam-potoana :

πŸ“ Marseille β€” 16 Mai 2026 πŸ‡«πŸ‡·
πŸ“ž (Inscription obligatoire : 0660445949 / 0625951074)

πŸ“ Echandens β€” 17 Mai 2026 πŸ‡¨πŸ‡­
πŸ“ž (Inscription obligatoire : 0604196122 / 0625951074)

πŸ“ Berlin β€” 23 Mai 2026 πŸ‡©πŸ‡ͺ

πŸ“ Paris β€” 25 Mai 2026 πŸ‡«πŸ‡·
πŸ“ž (Inscription obligatoire : 0625951074 / 0604196122)

πŸ“§ [email protected]

πŸ™Œ Tongava maro

Tsy rariny ny fiainan'ny vahoaka malagasy
Mendrika fiainana milamina ny taranaka malagsy
Fanabeaana sy fahasalamana maimaimpoana, jiro sy rano ary fandriapahalemana.

πŸ’‘ π€π§π£πšπ«πšπ§π­π¬π’π€πš 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐒𝐧𝐒𝐀𝐚 𝐧𝐲 π‘π¨πšπ―π’π§β€™π’ 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚 πŸ‡²πŸ‡¬βœ¨

🌍✊

18/04/2026

🚨🚨Eny tompoko🚨🚨

✍️Ny Olona efa miainga ary ny Fikaonandoham-pirenen'ny Tanora, misy Voasambotra eny an-dalambe, Aiza ny RCR? variana Mampianatra mitety Faritra ?

Eny, tsy sasatra ny mampianatra ny RCR manabe ny vahoaka ho olom-pirenena, mahafantatra ny ATAO HOE FIRENENA, πŸ«‚ NY Rafitra Itondrana FIRENENA πŸ«‚ Ny atao hoe OLOM-PIRENENA Mandray andraikitra.

βœοΈπŸ˜€ ELabe izany?? Mitabataba fotsiny ianareo fa tsy manao action πŸŽ―πŸ‡²πŸ‡¬. Mirotsaha an-tsehatra fa aza be thΓ©orie ✍️

βœοΈπŸ˜€ Fa nareo Irery ve no mahay Manangana an'ity Firenena ity e? Ianareo irery ve no mihevi-tena ho manana Vahaolana?. Eny tsy mihevitra hitondra irery ny RCR , fa miantso ny Conscience antsika mba ho vahaolana Lovainjafy, fa tsy vahaolana Lovain'antoko no ho apetraka... vonona iara-hiasa raha HAMETRAKA RAFITRA LOVAINJAFY...

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬Raha misy afom-pitiavana kely ao anatinao, Fitiavan-tanindrazana, Tanintsika, Indrana amΓ―n'ireo taranaka...
🀝ka ianao ilay tsy mila tambiny vao hijery nymahasoa an'i Madagasikara,
🀝 Ianao ilay ONENA mahita ny Mpiray Firenena Mandeha anjambany amin'izao fiainana izao,Namapahantraina,
🀝 Ianao ilay manao Kolikoly kanefa Mbola MAMETRAKA Fanontaniana hoe ho Foana??
🀝Ianao ilay miaina , Vie chaotique eto rehetra, fa Manantena fa ...
🀝Ianao ilay very amin'ny Fitsarana mandeha lavitra anefa tsy Ahitana ny RARINY
🀝Ianao ilay kanefa mahatsiaro hoe Sarotra ny MITAIZA ankehitriny,
🀝 Ianao ilay very hevitra hoe : FA DIA NAHOANA LOATRA RE NY FIRENEKO no toy IZAO ?

Ianao ilay mpanome tsiny mpitondra, feno tabataba sy misy fankahalana....
Eny GASY isika,tena nomen'Andriamanitra antsika ny Nosy Madagasikara, fa hatreto mangataka atiny ny tompony. Tsy diso Firenena isika, fa mbola misy fanantenana.

⁉️⁉️Raiso an-tΓ nana ny ho avin'ny ny Firenenao,⁉️

🀝 Ny asanao anio no hamaritra ny ho avy ,ary nyho avy
Andraindrainao dia vokatry ny ezakao androany...

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Fianarantsoa