Val's Shop
30/06/2021
Pour toute réserveration
🦋Mettez je prends ou jp en commentaire
🦋 Veuillez confirmer votre réservation en mp avec contact joignable + lieu de livraison Livraison partout à Madagascar
A vos commandes 🤗
🥰🥰🥰
26/06/2021
Bonsoir 🥰🥰
Amin'izao harivariva zao de faly miarahaba antsika izahay ato am'Val's shop mbola tsy Tara ngamba ra hiarahaba anareo mpanaraka page rehetra tratran'Asaramanitra izahay🇲🇬💕
Ela ela tsika tsy nifanerasera tato.. Noho ny Antony maro samihafa de niato kely ny pejy fa efa hiverina soamatsara izy zao ary dia faly izahay hanome anareo Tolotra vaovao be izay ho avy tsy ho ela eto am'pejy ka araho tsy tapaka ary pejy ☺️☺️
Marihiko eto iany Koa fa hisy ireo loka izay ho zarainay ao anatina live na direct izay ho karakarainay atsy ho atsy ka noho izany dieny zao de manasa anao Hanaraka tsy tapaka pejy ary Koa hanasa ireo namanao Hanaraka pejy ❤️❤️❤️
Izahay ato am'Val's shop dia mirary soa antsika rehetra ary de misaotra antsika hatrany manaraka pejy 💕
11/01/2021
Profitez encore de nos réductions durant ce mois de Janvier 😎
Passez en MP pour vos commandes.
Livraison gratuite pour Fianarantsoa ville (Haute Matsiatra)
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
Fianarantsoa
301