Imaintsoanala

Imaintsoanala

Share

12/03/2024

Salama daholo fianarantsoa... Ity misy vaovao mahafinaritra..
Manasa antsika rehetra...

14/02/2024

Ity ary ny olona afaka manjifa maimaimpoana ny pack st valentin...
Arahabaina RM Nah
misaotra antsika rehetra izay nandray anjara fa tontosa soa amantsara ny lalaontsika... Mbola misy @ manaraka faza mora kivy. ❤️❤️
Tinay daholo ianareo. ❣️

14/02/2024

Salama aby oh! Arahabaina daholo nahatratra ny fetin'ny mpifankatia isika rhetra !
Tapitra izao moa ny lalao ka ho avokantsika eto @11 ny misitraka ilay pack maimaimpoana avy amin'i Imaintsoanala
Tinay daholo ianareo. ❤️❤️

12/02/2024

Offre st val tsika ann...
Pizza au poulet & glaces pour 2💞💞💞
Pour seulment 15.000ar...
Afaka mandefa hafatra miafina rah hi-reserver dien zao... ❣️ ❤️
ny lalaon-tsika kosa dia izao:
-Mandefa commentaire hoe: tiako ianao
-Manao partage an'ity publication ity sady mentionner-nao ilay olontianao
-izay mahazo réactions betsaka indrindra dia afaka maka maimaimpoana io pack io aImaintsoanalaalaalalatamaty ambanin'ny Fo Masin'i Jesoa.
Ny lalao dia manomboka izao ka mifarana ny alarobia 14fev a 9h
❤️Mirary fety sambatra ho antsika rehetra sahady💓💓

11/02/2024

❤️❤️Fianarantsoa sy ny manodidina❤️❤️
Hisy offre spéciale St Valentin oavokatsika eto amin'ny pejy rahampitso...
Hisy lalao koa ho hitantsika rahampitso à 14h...
Araho fona ny pejy 😊😊😉
(sary santionany fotsiny)

Want your restaurant to be the top-listed Restaurant in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Fianarantsoa