Manavola

Manavola

Share

01/07/2026

🇲🇬 123.. 4 taona sahady izay no nanoloranay service d'échange sécurisé sy matotra ho antsika avy tao amin'ny Manavola !

💎 Tsy mora ny lalana fa maro dia maro ny expérience azo nandritra izay fotoana lavabe izay, ankehitriny kosa dia mandroso hatrany isika, maro ny surprise hoavy atsy aho atsy, hisy lalao ihany koa ho karakaraina rehefa malalaka fa somary mbola serré kely ny emploi du temps 😅.

📈 Nanomboka izahay tao amin'ny Manavola ary nanokatra ny chatbot MVX Chain andraisana antsika rehetra satria tsy araka daholo isika rehefa nihamaro, tsy naharaka ihany koa anefa io solution ray io satria efa maherin'ny 70000 isa isika mpanjifa ny tolotra, dia nosokafana koa ny bot virtuel ChatHub, sy ny plateforme d'échange sy portefeuille E-Ariary+Crypto vita malagasy voalohany MVX Trade !

🥰 Nanolotra ihany koa izahay solution similaire ho an'ireo revendeurs partenaires sy mpiaramiasa amin'ity sehatra ity ny Chatbot sy ny ChatHub, mba hisitran'ny rehetra ny fivoarana ho fanamorana hatrany ny takalo izay ataotsika Malagasy amin'ny sehatry ny cryptomonnaie.

✅ Midika izany fa maro ny tolotra atolotray dia anjaratsika mpanjifa ny misafidy izay manavanana antsika sy mety amintsika, mba tsy ho sahirana ihany koa isika raha sanatria misy service hors ligne tampoka !

🙏 Izany rehetra izany dia foana raha tsy eo isika mpanjifa, koa dia miantefa amintsika mpanjifa ny fisaorana, misaotra betsaka tompoko 🙏 Misaotra betsaka eo fona manohana 🙏 Mirary fahombiazana hatrany.

✅ Secteur vao misondrotra ity cryptomonnaie ity eto Madagascar, aza manahy fa misy fona ny opportunité sy asa maro isakarazany izay hazahoatsika USDT sy Cryptomonnaie ho atakalo, misy fona ihany koa ny mandray izany tsy misy atahorana.

🙏🌠

21/06/2026

• Aza adino fa misokatra foana isika androany tontolo ny servisy rehetra

- Manavola Application : manavola.com
- Manavola ChatHub : https://manavola.momo-pay.me/register
- Manavola Page facebook : Manavola
- whatsapp 034 66 903 99

Photos from Manavola's post 14/06/2026

Ndao ilalao ary e....
• Copieo ny UID anao (sokafana ny application >> profile )
• Alefaso amin'ity commentaire ity
• Isanandro misy olona 2 hosarihana omena cadeaux kely 😌 mandritran'ity herinandro ity
• Ny ahafantarana fa tafiditra tao anatin'ilay fisarihana ianao dia mahazo notification mitovy amin'io amin'ny sary io
• Captureo ilay notification ka alefa ao amin'ny Service Client

Izay mbola tsy manana ny Manavola app, afaka telechargena ato : manavola.com

Want your business to be the top-listed Finance Company in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00
Sunday 08:00 - 20:00