Hasina Rakotonirainy
๐ Misaotra ny LCR (๐๐ฎ ๐๐ต๐ฎ๐ถฬ๐ป๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐น๐ฎ ๐ฅ๐ฒ๐ณ๐ผ๐ป๐ฑ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป) ao amin'ny lapam-panjakana Iavoloha aloha nanome sehatra nifampizarana.
Tena sarotra ihany kay rehefa asaina manao plateau tampoka ๐๏ธ๐บ, ary tsy misy fantatra mialoha ny fanontaniana hapetraky ny mpanao gazety ๐
.
Rehefa vita ilay fandaharana vao tonga saina hoe :
โ๐๐ !!! ๐ฉ๐ข๐ฅ๐ช๐ฏ๐ฐ๐ฌ๐ฐ ๐ฏ๐บ ๐ฏ๐ช๐ญ๐ข๐ป๐ข ๐ข๐ฏโ๐ช๐ป๐ข๐ฐ ๐ด๐บ ๐ช๐ป๐ข๐ฐ, ๐ต๐ข๐ฉ๐ข๐ฌ๐ข ๐ช๐ป๐ข๐บ ๐ข๐ฉ๐ฐ ๐ฏ๐ช๐ต๐ฆ๐ฏ๐บ ๐ข๐ฏโ๐ช๐ป๐ข๐ฐ โฆโ ๐ค๐ญ (esprit dโescalier e ๐)
๐บ Mijereva finaritra amin'ny halemem-panahy daholo dia mahazoa fahalalana e ๐คโจ
03/04/2026
๐ค๐ญ Lasa indray ny saiko, mandinika ny P***a โฆ โ๏ธ
Sao dia izaho ilay ๐ฃ๐ฒ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ผ, nanao voady fa hanaraka anโi Jesoa hatraminโny farany, nefa nandร Azy in-telo raha vao tsy mbola naneno akory ny akoho ? ๐๐๐
Sa izaho ilay ๐๐ผ๐ฑ๐ฎ๐๐, nanara-dia anโi Jesoa, nahazo fitokisana taminโny fitantanam-bola, kanjo namadika Azy hahazoana tombontsoa ? ๐ฐ๐ขโ๏ธ
Sa mety iray taminโireo ๐ท๐ถ๐ผ๐น๐ฎ๐ต๐ ๐ป๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ teo ankavia sy ankavananโny hazo fijalianโi Kristy ? โ๏ธโ๏ธ
Sao dia izaho ilay iray taminโireo ๐๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ถ๐ต๐ผ๐ฏ๐ hoe โ๐ป๐๐ ๐๐๐! ๐ป๐๐ ๐๐๐!โ rehefa niditra tao Jerosalema ny Tompo ๐ฟ๐
โฆ nefa fotoana fohy tatแปณ aoriana dia izaho ihany no nikiakiaka hoe โ๐ป๐๐๐๐๐ฆ ๐๐๐๐โ๐๐ฆ โ๐๐ง๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ผ๐ง๐ฆ !โ ๐ข
Sa izaho ilay iray taminโireo nositraninโi Jesoa, toy ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฏ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ณ๐ผ๐น๐ผ ๐น๐ฎ๐ต๐, nefa tsy niverina nisaotra Azy na nanome voninahitra anโAndriamanitra ? ๐
.. sa iray amin'ireo ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฒ๐ผ, mpihatsaravelatsihy ? sa ilay vehivavy ๐ท๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ ... ?
Samy nanao fahadisoana izy ireoโฆ ๐คฒ
Fa izay niverina taminโAndriamanitra no voavela heloka. โจ๐
๐ค๐ฌ ๐๐ฟ๐ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ?
27/03/2026
๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ด๐ฟ๐ฎ๐บ๐บ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐ฑ๐ผ๐๐ฏ๐น๐ฒ ๐ฑ๐ถ๐ฝ๐น๐ผฬ๐บ๐ฒ ๐ซ๐ท๐ฒ๐ฌ
Un excellent moment dโรฉchanges et dโรฉvaluation autour du programme de double diplรดme franco-malgache avec la Vice-prรฉsidente internationale, la Professeure Amina Bรฉji-Bรฉcheur, et lโรฉquipe du Service des relations internationales.
Des discussions riches pour renforcer encore davantage la coopรฉration entre nos universitรฉs et offrir de nouvelles opportunitรฉs ร nos รฉtudiants. ๐โจ๐ค
26/03/2026
๐๏ธ Variana foana aho isaky ny mandalo eto aminโny ๐๐ฟ๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐๐ฎ ๐๐ฒฬ๐ณ๐ฒ๐ป๐๐ฒ. Porofonโny fahaizanโny olombelona mandrafitra sy manorina zavatra lehibe izy ity. โจ
๐ฒ๐ฌ๐ Fa miarahaba sy mirary soa anareo , mpikambana ao aminโny governemanta vaovao, voatendry ny firenena indray aloha e ๐.
โ ๏ธ ๐ โ๐ผ๐ง๐๐ ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐จ๐ค๐๐ซ๐๐ฃ'๐ผ๐ฃ๐๐ง๐๐๐ข๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ค๐ข๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ค, ๐ฉ๐๐๐๐ ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ค๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ฉ๐ฬ-๐ข๐๐ง๐๐ ๐ ๐ข๐๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ค ๐๐๐ฃ๐๐ค๐ซ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ค๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐.โ โ I Korintiana 3:10a
๐ฒ๐ฌโจ Enga anie ho fanorenana matanjaka sy maharitra ho anโi Madagasikara ny asa hataonareo.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the university
Telephone
Website
Address
EMIT/Universitรฉ De Fianarantsoa
Fianarantsoa
301
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |