YCI Fianarantsoa

YCI Fianarantsoa

Share

07/05/2026

🏷️ FANODIKODINANA SY FAMPIASANA NY FANANAM-PANJAKANA
(Le détournement d’usage)

âť“ Inona izany?
Ny fanodinana na fanovana sy fampiasana ny fananam-panjakana ho amin’ny tombontsoa manokana na amin’ny asa tsy mifanaraka amin’ny andraikitra iandraiketana azy.

👥 Iza no voakasika?
Ireo tomponandraikim-panjakana voatendry na voafidy, izay misahana ny fikirakirana vola na fananam-panjakana.

⚖️ Fihetsika heverina ho fandikan-dalàna :
🔸 Fampiasana ny fananam-panjakana ho an’ny tombontsoa manokana ;
🔸 Fampiasana fitaovana na fananam-panjakana amin’ny asa tsy mifandraika amin’ny asam-panjakana ;
🔸 Fanararaotana ny fahefana sy ny fitaovam-panjakana.

📜 Sazy araka ny lalàna :
⛓️ Fampidirana am-ponja : 6 volana hatramin’ny 5 taona ;
💰 Onitra : 2 000 000 Ar hatramin’ny 100 000 000 Ar ;
🚫 Mety hisy koa ny fandraràna tsy hahazo mitana andraikitra amin’ny fanjakana intsony.

🤝 Ny fananam-panjakana dia fananan’ny vahoaka rehetra.
Koa aoka samy hijoro amin’ny fitantanana mangarahara sy tompon’andraikitra isika.

✋🚫 ATSANGANO NY KOLIKOLY !

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00