Ramson Connect

Ramson Connect

Share

09/05/2026

Ramson Picnic 🤫⏳ Ho aiza isika ary ? ⚫🔵

Hisitaka kely, hiresaka momban’ny fiainana eto Fianarantsoa sy ny hoavintsika tanora... fa indrindra, hiaraka hikorana, hanalazy sy HIKALY e! 🤫
Tokony aprem iray manotolo eo, ny date mbola jerentsika miaraka fa tsy ho ela...
Izany hoe hisy :
🚗 Transport VIP : On te récupère en ville et on te ramène au point de départ.
🥐 Kaly Gasy-Gasy : Le top de l'excellence locale. 🇲🇬
🎙️ Hanao contenu isika : On enregistre, on interviewe, on crée ensemble.
🏆 Activités : On joue en équipe, on s'ambiance... et gages pour les perdants ! 🤣

👇 Alefaso ao @ coms izay toerana milay tsy de lavitra

21/04/2026

Efa vonona ilay plan hisitahana kely ny ville... 🤫🔥

Ho tonga indray ny fotoana, ilay tena Connect, Ramson Connect ⚫🔵

Aleo tsy mifampitazatazana amin’ny écran fa andao hifankahita maso directe
Hisitaka kely, hiresaka momban’ny fiainana eto Fianarantsoa sy ny hoavintsika tanora... fa indrindra, hiaraka hikorana, hanalazy sy HIKALY e! 🤫

Tokony aprem iray manotolo eo, ny date mbola jerentsika miaraka fa tsy ho ela...

Izany hoe hisy :
🚗 Transport VIP : On te récupère en ville et on te ramène au point de départ.
🥐 Kaly Gasy-Gasy : Le top de l'excellence locale. 🇲🇬
🎙️ Hanao contenu isika : On enregistre, on interviewe, on crée ensemble.
🏆 Activités : On joue en équipe, on s'ambiance... et gages pour les perdants ! 🤣

👇 Commenté-o hoe "LASA ISIKA" raha vonona, dia omena info supp

19/04/2026

Aleo ry fans fantatra mazava ny antony vao mihaona, inona marina ? 🤔
Manomana zavatra M'lay be ho anareo izahay ato fa taggué-o ny akama sao taraiky any...⚫🔵

12/04/2026

You know 🔥🇲🇬
6watt

Want your business to be the top-listed Media Company in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Ampasambazaha
Fianarantsoa
301