Malandy - Cire Bio

Malandy - Cire Bio

Share

30/10/2025

Akory aby ❤️
Misy foana ny produits Malandy rehetra an
Tsy voatery pack complet no alainareo fa afaka mandeha mitokatokana daholo koa
Midira mp haingana 📩

📍Fianarantsoa (à récupérer Isaha ou à livrer)
🚚Mandefa @ faritra rehetra
Mp haingana ary 💌
_________________________
🍀Pack cire épilatoire Natoraly 💯% @ vidiny 20.000ar
🍀Tsy misy 'produits chimiques' , tsy misy 'effet secondaire'
🍀Manongotra ny volo hatramin'ny fakany
🍀Ela vao maniry ny volo sady mihamanify
🍀Manafotsy sy mampalandina hoditra
🍀Mety ampiasaina @ faritry ny vatana rehetra
🌻Misy Froide sy Chaude

Photos from Malandy - Cire Bio's post 26/08/2025

Coucou ❤️
Manome ny tsara indrindra ho anareo hatrany ny ekipan'ny Malandy amin'ireto produits d'épilation ireto

📍 Antananarivo
📍 Fianarantsoa
🚚Mandefa @ faritra rehetra
Mp haingana ary 💌
_________________________
🍀Pack cire épilatoire Natoraly 💯% @ vidiny 20.000ar
🍀Tsy misy 'produits chimiques' , tsy misy 'effet secondaire'
🍀Manongotra ny volo hatramin'ny fakany
🍀Ela vao maniry ny volo sady mihamanify
🍀Manafotsy sy mampalandina hoditra
🍀Mety ampiasaina @ faritry ny vatana rehetra
🌻Misy Froide sy Chaude

Photos from Malandy - Cire Bio's post 22/07/2025

Akory aby e ❤️
Misy foana ny produits MALANDY ann
Efa ireo daholo ny prix dia afaka tonga dia miditra Mp raha hanao commande
À confirmer tapak'andro mialoha farafahakeliny
Bonne journée daholo o 🥰
📍Fianarantsoa
🚚Mandefa @ faritra rehetra
📞0348689993

23/05/2025

Toujours dispo ❤️
Passez en mp pour vos commandes 📩

Akory aby e ❤️
Ndao mba hanao manjamanja @ zao akaiky fety izao e 😁
Eto foana ny produits Malandy hanampy anareo @ fanaovana épilation 😍
Mba andramo anie fa efa betsaka no afa-po anie 🥰 fa dia tena Malandy tokoa ny hoditra rehefa avy mampiasa azy an
Tongava haingana ao @ mp ary raha hanao commande o 😘
Bonne journée daholo Dia mirary soa 🌹❤️

📍 Fianarantsoa no misy anay dia afaka manao livraison sy mandefa @ faritra rehetra koa 🚚

19/04/2025

Bonjour daholo ❤️
Tsy misy livraison tsika androany
Izay tonga manao récupération pack complet 2️⃣0️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣Ar mahazo bandes 15 au lieu de 10 😍
Ho an'izay mahita an'ity publication ty ihany dia miteny rehefa tonga eo ann 😄
Bonne journée dia manaova P***a milay bé daholo 🐣

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Fianarantsoa
301