Marea Fianarantsoa
24/09/2025
LALAO azahoana CADEAU mamy kely ❤️ eny @ 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗘 𝗘𝗫𝗣𝗢 eny Carrefour taloha O'Matsiatra Antarandolo amin'ny 𝟮𝟱-𝟮𝟲-𝟮𝟳 𝗦𝗲𝗽𝘁𝗲𝗺𝗯𝗿𝗲
FOMBA FANDRAISANA ANJARA :
👉 Makany @ Stand N°50 ary maka sary miaraka amin'ny cadre photobooth eny
👉 Publiénao amin'ny comptenao ilay sary avy eo
👉 Identifiénao ny pejy na ny compte Marea Fianarantsoa ary asianao
👉 Atao mode public ilay publication ary alefanao MP aminay ny lien amin'izay sûr hoe hitanay avokoa
Afaka mandray anjara daholo ny rehetra, miteny @ commercial eny @ stand fotsiny hoe haka sary eo @ cadre photobooth
𝗧𝗜𝗥𝗔𝗚𝗘 𝗔𝗨 𝗦𝗢𝗥𝗧 ilay izy ka izay tsara vintana no mahazo : 𝗕𝗼î𝘁𝗲 𝗱'𝗔𝗹𝗯𝘂𝗺 𝗣𝗵𝗼𝘁𝗼 𝗘𝘅𝗽𝗹𝗼𝘀𝗶𝗳 𝗣𝗲𝗿𝘀𝗼𝗻𝗻𝗮𝗹𝗶𝘀é 🥰
PS: Natao an'io finalement ilay loka mba tsy hiandrasanareo ela be vao voaray ilay izy(2 à 3j jour ouvrable no vita ny personnalisation)
20/09/2025
📣 ALERTE VENTE EXPO
Ny 25, 26 ary 27 Septambra hoavy izao dia ho hitanao eny @ Salon Régional De l'Industrialisation Haute Matsiatra STAND 50 izahay
Ahitanao ny entana rehetra amin'ny vidiny tena mirary ! Bijoux, déco, akanjo stylé, bague decaps hoan'izay haka maro, ny solomaso sns... 🛍️
Izay 20 voalohany manjifa entana +10.000 Ar dia mahazo CADEAU mamikely avy aty aminay
Hisy ihany koa ny LALAO azahoana BON D'IMPORTATION Chine - Mada ho an'izay tonga eny an-toerana ka mandray anjara ! Ho lazainay eo ihany ny mikasika izany fa araho tsy tapaka ny pejy sy ny compte Marea Fianarantsoa
Tongava maro e ! 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa