AEMa Offisialy

AEMa Offisialy

Share

25/05/2026

Sortie Green Park Manovoriaka 🏞️

👋🏻 Akory aby Ragnadria, faly manolotra atsika aby ity sortie ity izahay☺️

👉 Amin'ity 2026 ity dia ho tanterahina any @ Green Parc Manovoriaka🌲🌴 (RN 42Km) 11km miala ville Fianarantsoa ny Sortie atsika Sady anisany fiarabana tratrany taona ho atsika membre aby🎉,ny toerana koa da mafinaritra tokotry gnio🥰

📆Daty : 30 Mai...miainga sy sasany maraina dia miverina aminy 05ora tolakandro.

🪅 Be dia be ny activité atao any toy ny :

✨ Pétanque, football, basket ball, Ludo, course gony, shooting, karaoké ary animation DJ, sns...

🎀 Fandraisana anjara : 5000ar (frais de transport, entrée parc).
🕢Départ andrainjato terminus 40💛

Samy mitondra sakafo masaka lata an-drano aby 🍛🥖🧆🍟

📗Fisoratana anarana: any @ ireo membre de bureau izay akaiky anao na mandefa afatra miafina amiko, manomboka androany 25 Mai. ka mifarana ny Alakamisy 28 Mai izao.

Aoriany 29 Mai dia tsy hisy fandraisana anarana intsony satria miankina amin'ny effectifs no hanaovana ny organisation ny transport aby🌗.

🚨Manentana atsika aby ho tonga maro fa maro ny Zavatra hifampizarana ary anisan'ny activités ako itoa e hampanjaka ny fifankatiavana sy firaisanankiana aby🤍.

Ho ela velogna gn'AEMa❤️
Vohipeno Signitra avao🤍

23/05/2026

Naneho ny talenta amin'ny fahaizana mandihy n promotion Finaritra.

Tena hoe show

09/03/2026

Akory aby Ragnandria
Eric Randriamalaza fidio ho trésorier ny AEMa , magnetagna antsika rehetra mba samy ho Tonga hifidy candidat unique '' ENY ''

Fitantanana mangarahara sy filaminana ny tanjona
vohipeno sindritry avao 🙏 AEMa fezay 💪

Photos from AEMa Offisialy's post 12/01/2026

Akory aby!
Noho ny fahatratrarana ny taona vaovao 2026 Dia Tonga niarahaba ny solombavambahoaka voafidy tao Vohipeno ny Fikambanana mpianatra AEMa.
Misaotra anareo mivady amin'i Fagnampiana sy ny hanatra hoanay zanaka .
Ary Samy ho tratran'i taona mintsigerigerina aby tsika rehetra.

Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Andrainjato, Université
Fianarantsoa
301