Pasteur Razafimampionona

Pasteur Razafimampionona

Share

21/05/2026

Miarahaba an’i Nix isika amin’izao Anniverssaire izao!

Dia mangataka anao koa hiarahaba azy eto e !

Ity moa sarin’izy telo mianaka hikabary tany Ikalamavony !!!!!!
Dia faly zaho miarahaba anao,Ary mirary fahasoavana hatrany!!

Photos from Pasteur Razafimampionona's post 18/05/2026

MANANA NY ANJARA TOERANY LEHIBE NY FIARAHANMIANGONA.

Heb10:25: Aza mahafoy ny fiaraha miangona toy ny fanaon'ny sasany,fa mifananara kosa ,maika satria hitanareo fa mihatomotra ny andro.

DIEM:Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona tahaka ny fanaon'ny sasany zatra tsy miangona , fa mifamporisiha kosa isika ,maika fa hitanareo mihatomotra ilay andro hiavian'i Tompo.

I)INONA NO ASONGADIN'ITY TENY ITY HO ANTONY TOKONY TSY HAHAFOIZANA NY FIARAHA MIANGONA?

1)Manoloana ny fahatomoran'ny fiafaran'izao Tontolo izao, Izay hihavian'i Tompo.
Dia tena zava-dehibe ny FIFANANARANA.
-Amin'ny dikan-teny hafa ihany koa dia hoe: Fifampaherezana.
2)Ny handrenesana ny tenin'Andriamanitra , no tena anetanany mba tsy hahafoizana ny Fiaraha miangona.
NOHO IZANY:
Mifampahatsiarova hatrany isika
Alahady izao dia Alahady ny Pentekoty
Tongava :
Fidirana (1) Amin'ny 8
Fidirana (2) Amin'ny 9
Fidirana (3) Amin'ny 2ora tolakandro
Amen'

Photos from Pasteur Razafimampionona's post 16/05/2026

TENA FENO VONINAHITRA RAHA NY FOTOANA TANDROANY NO ASIANA TENY.
1)NOHOTRONIN'I BEN'NY TANANA AMBONIVOHITRY MANAKARA
2)NOHOTRONIN'I CHEF DE REGION'NY FITO VINANY.
3)ARY TEO KOA NY SOLONTENAN'NY SOLOMBAVAMBAHOAKA VOAFIDY TETO MANAKARA
4)ARY TEO KOA IREO PASTEUR NY FIANGONANA RAHAVAVY MARO BE NANOTRONA!

NY AZONAY AMBARA DIA :
VONINAHITRA HOAN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY
ARY MISAOTRA ANTSIKA REHETRA.

Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Ambonifahidrano
Fianarantsoa
301