Formateur AMB

Formateur AMB

Share

30/11/2022

Ho fandaminana sy fanazavana dia hisy fisoratana anarana faobe ny samedi 03 décembre 2022 ho avy izao
8h Andrainjato, Terminus bus 40, Misy vavahady Be Maintso .
Plaque ADEF MADAGASCAR.
IREO IZAY HIOFANA FORMATION 3 EN 1 ( 15 000Ar izy telo) :
✓ ANIMATEUR
✓ LEADERSHIP
✓ GRH dia misoratra anarana no tonga dia miofana.
IREO IZAY MILA FANAZAVANA SY HISORATRA ANARANA ( Droit : 30 000Ar, Ecolage : 40 000Ar):
✓ FORMATEUR EN ENSEIGNEMENT FRANÇAIS ET/OU ANGLAIS
✓ FORMATEUR EN ENSEIGNEMENT SES
✓ FORMATEUR EN ENSEIGNEMENT MATHÉMATIQUES ET/OU PHYSIQUE
✓ PÂTISSERIE
TONGAVA 8H SAMEDI IZAO FA HAZAVAINA ENY NO MANDRAY DROIT NAREO ISIKA.
Groupe fb : INSTITUT DE TECHNOLOGIE ET PÉDAGOGIE DE L'ENSEIGNEMENT

Want your university to be the top-listed University in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Beravina
Fianarantsoa
301