ComDigit'Z

ComDigit'Z

Share

23/04/2025

🎓 Tena zava-dehibe ny fianarana sy ny diplaoma, fa tsy ampy irery izany.
💡 Ny fahaiza-manao, ny traikefa, ary ny fahavononana hianatra sy hivoatra no tena ilaina amin’ny tontolo iainantsika ankehitriny.
🔑 Marina fa ny diplaoma dia manokatra varavarana, fa ny compétence kosa no mitondra anao miditra sy mivoatra ao anatiny.

⚠️ Aza miandry fotsiny ny mari-pahaizana, fa tohizo amin’ny fahaiza-manao!

🎓 Les diplômes sont importants, oui, mais ils ne suffisent plus.
💼 Aujourd’hui, ce sont les compétences, l’expérience et la volonté d’apprendre qui font réellement la différence.
🚪 Un diplôme ouvre des portes, mais c’est ta compétence qui te fait entrer et réussir.

⚠️ Alors ne t’arrête pas au papier, développe ton savoir-faire!

✨ ComDigit’Z — Là où la créativité rencontre le digital.

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Fianarantsoa