COURS CPE Fianarantsoa
TANTSOROKA BAC 2026 - FRANÇAIS
18 Jona 2026
Fidirana mivantana
0380909602
18/06/2026
alama e!
Indro alefa eto amintsika ny Laza adina ny Taranja hatao ny Zoma 19 Jona amin'ny 8 ora hariva izay hanaovana Taranja PHILO iarahana amin'i Madame RAVELOARIMINO Miriam Suzanne izay afaka arahinao mivantana ao amin'ny Radio Kay FM 96.2, sy ny pejy facebook Lycée Privé CPE Fianarantsoa ary eto amin'ny pejy.
Fidirana mivantana: 0380909602
"Mettez votre confiance en notre expérience"
15/06/2026
Salama e!
Indro alefa eto amintsika ny Laza adina ny Taranja hatao ny Talata 16 Jona amin'ny 8 ora hariva izay hanaovana Taranja SVT iarahana amin'i Monsieur RIRY izay afaka arahinao mivantana ao amin'ny Radio Kay FM 96.2, sy ny pejy facebook Lycée Privé CPE Fianarantsoa ary eto amin'ity pejy ity.
Fidirana mivantana: 0380909602
"Mettez votre confiance en notre expérience"
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ambatomena
Fianarantsoa
301